aza be sesta moa e

341. dadabe ( 13/05/2006 04:36)
loza ity fa mbola io injay nedala :^):^) VONJEO EEE
342. diamondra27 ( 13/05/2006 06:16)
343. totofy ( 13/05/2006 07:09)
:-w:-w:-w:-w:?::?::?::?::?:
" tromba ve ny an' dadabe é!"
344. totofy ( 13/05/2006 07:15)
dadabe : taizan' aretina sa , tsy mahay miaina ?
aleo maka pilansy misy somisika sy pipitsokatra sady nalona ao anaty asidra klou de apetrako ao @ derikako ao de raha mitetateta aty amiko io totofy io dia ho may ao ny bibiny

tena marina zany aleo aloha asiana pilansy ny an' i dadabe dé hita eo ny "effet-ny" dadany lé gris gris klé
mahaiza manala ra mahay fa aza miadaladala=))=))=))=))=))=))
345. totofy ( 13/05/2006 07:20)
dadabe apetraka aminao ny fanontaniana fa inona ny nataon' i totofy anao é :?::?::roll::lol::lol:
346. diamondra27 ( 13/05/2006 11:33)
totofy: abusé kosa 'zao an! mba andraso izy hamaly fa aiza ve de atao in-3 misesy klé

'za tsy maharaka le lazainareo roalahy io an!
oroka sovietika ary ambadika, de eto indray plansy, de inona koa avy eo? tapis volant ngamba
de iza no vizir, iza no genie:-D:-D:-D:-D
347. dadabe ( 14/05/2006 01:35)
:-w:-w:-w sangy hifanaovana io ry lezama a :-$

fa izany hoe na miresaka aza isika dia alaeo ihany apetaka aoriana ny pilansy fa efa miharatsy izao fiainana mandalo izao :{
348. dadabe ( 15/05/2006 08:05)
alao hifarana ity fa efa lasa ry arimalala sy mamzelkely sy ry kala :(
349. totofy ( 15/05/2006 08:53)
:-w:-w
aiza enao lé zama a!
dadabe
sangy hifanaovana io ry lezama a

tsy tokony ambony kely ve ny niveau é enao milalao CFA nefa ny ilaina L1=))=))=))
mety diso varavarana enao le zama ....totofy tsy milalao amin' io niveau io8)8)8)
sady tokony ho fantatra ny mahasamy hafa ny manala sy ny manôgany
raha fantatrao ny dikan' ireo dé =D=D=D=D
350. dadabe ( 15/05/2006 10:05)
inn daholo izy izany ry le zama a :-D:-D:-D
351. totofy ( 15/05/2006 10:12)
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
:-D:-D:-D
refa tonga ny sizé
dé mila misaina klé
:lol::lol::lol:
352. totofy ( 15/05/2006 10:34)
inn daholo izy izany ry le zama a
ho avy eo le zama ny "slam" fa tsy tain, mbola fampidirana fotsiny reo
353. dadabe ( 15/05/2006 11:56)
humm milay izany ry adversa a :°)
354. totofy ( 15/05/2006 12:04)
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
355. dadabe ( 15/05/2006 15:25)
zah angaha fantatr'ialhy no hoe menatr'olona :-D
356. totofy ( 15/05/2006 20:02)
ho an \'ny namana rehetra , miala tsiny aminareo :
totofy moa vô aingana no niditra namana , ka asa angamba misy règle du jeu ve ato sa hoe misy efa tompon-toerana na efa zatra ady ???? :
ho tohin\' ny resaka nataoko ho an\' i dadabe dia resaka ampamoaka ilay izy , satria efa nisy teny nataoko tato hoe : inn no nataon\' i totofy an\' i dadabe ??? dé tsy nisy valiny ilay izy fa toa hoe sangy hifanaovana io
sangy hifanaovana io ry lezama a
fa izany hoe na miresaka aza isika dia alaeo ihany apetaka aoriana ny pilansy fa efa miharatsy izao fiainana mandalo izao
: tsy nisy nifanaraka mintsy hoe toy izao ny resaka atao maninona resaka mpanelaka ve no atao (ambany loatra ny resaka ), ka ra vô miteny dé hoe pilansy , pilansy : mankaleo be ... tsisy resaka hafa fa hoe pilansy
ny niantombohan\' ny resaka moa dia ity

rey razako oo!! inona ity loza miseho , lehilahy hanoroka lehilahy
aleo asina pilansy nalona tao anaty asidra , sy nosorana pipitsokatra de asina aferotany sy sakamalaho , de apetraka ao @ derika ao ariana ao fa miharatsy ity totofy ioty le , nnisy nadimby ilay iraika lahy taloha izay

ka eo no hitenenako hoe asa efa misy tompony be ngamba ato fa hoe nanbimby ....., ny mankaleo be dia lé hoe pilansy , pilansy tsy mitondra voka-tsoa io fa resak\' adala be angamba... mba azo hajanona ve tompoko ny resaka toy izany ... eo lé fifanajana ilaina refa miteny ny iray hoe hovao ny sizé dé mba tokony hi kopy ny iray : ny nahatongavan\' i totofy eto dia tsy mila ady na ny hifamaly akory aza tsy ao anatin\' ny filozofiany zany.... jereo ngé é !

anjekaky ooo
rey razako oo
tena io aorianako io le totofy
aleo maka pilansy misy somisika sy pipitsokatra sady nalona ao anaty asidra klou de apetrako ao @ derikako ao de raha mitetateta aty amiko io totofy io dia ho may ao ny bibiny

manala ve zany é: ambany be lé dégré an\' \'ilay humour , ohatran\' ny voatery aza namaly......
fa izany hoe aleo mailo ihany @ pilansy klou e

fomba iray filazana hoe aoka izay efa natao , ny zavatra tsara atao angamba dia samy miheritreritra tsara, i totofy koa ngé mahavita ny manôgany tena manôgany é ... fa tsy mety angamba ny manao an\' izany fa hoan\' ny SERASERA sy ho an\' i HERY manjary maloto ny resaka ato
zah angaha fantatr\'ialhy no hoe menatr\'olona

ka ny farany dia hoe isika angamba tsy misy mifankahalala ....antony iray izay hifanajana... ary ny mahamenatr\'olona dia ho an\' ny fitsipika an\' ny resaka atao eto
mamerina ny fialan-tsiny anareo namana .. tsy blem ho an\' i totofy io na ho eto izy na tsy ho eto ...
mazotoa !
357. dadabe ( 16/05/2006 06:29)
:-Dde mazotoa ary ry le zzama a :D:D

fa izany hoe aleo mailo ihany @ pilansy sao raikitra eo ny alerta kle =))=))=))=))=))=))
358. totofy ( 16/05/2006 09:37)
=D=D=D=D=D
359. totofy ( 16/05/2006 14:31)
okay aza matahotra fa mbola hiverina ny namana :wink:
360. dadabe ( 16/05/2006 15:17)
:°):°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2005