hafatra manokana

1. diamondra27 ( 17/04/2006 19:30)
ho anareo mpiasa sy mpianatra
2. diamondra27 ( 17/04/2006 19:32)
3. Herimiafina ( 17/04/2006 20:10)
Ary raha ity no asako ry DM? maka renseignement eto, ahan :@
4. diamondra27 ( 17/04/2006 21:01)
HM:de mety ka, intéressant fa:-$:-$:-$:wink:
5. Herimiafina ( 17/04/2006 21:39)
Saika adinoko, de mi- :* anjy kou! manao ahoana i Junior ao? ahan :@
6. diamondra27 ( 17/04/2006 21:44)
salama tsara fa merciiii hono t@ le oeufs de paka
7. Herimiafina ( 17/04/2006 21:48)
De rien hono hoe fa ho avy dada amin'ny Pentekôty! Mba mahavatra manolo azy ve aloha njy io sa de...? :*
8. diamondra27 ( 17/04/2006 21:56)
efa lehibe nge lery e! tsy mila soloina intsony
aoka aloha fa mbola matory ny ankizy tsy zo fohazina fa maltraitance 'zany, aleo refa taitra izy vao ampitaina ny hafatra:-*
9. Herimiafina ( 17/04/2006 22:03)
Ary njy zany tena niova be an! angaha tsy mamaly le :* itsony klé? ahan :@
10. diamondra27 ( 17/04/2006 22:07)
:oops::oops::oops:
11. Herimiafina ( 17/04/2006 22:12)
DM: :*:*:*:* na ho any na tsy ho any!
Efa sitrana ve i Chirac io e? :-D
12. diamondra27 ( 17/04/2006 22:17)
ieuuu toa efa sitrana izy koa, raha tsy zany ve hanome baiko tahaka izao?

Sao de tokony handeha hi bosy @zay aza isika fa oazany chichi eo
13. diamondra27 ( 17/04/2006 22:52)
:-*:-*:-*:-*:-*
14. Herimiafina ( 17/04/2006 22:56)
DM: :-*:-*:-*:-*
15. Fiffi ( 18/04/2006 04:54)
ahummmm ahummmm :-D:-D:-D:-D
DM : fa mahita zavatra akia ndry an! tsara kosa aloha an! :)
16. ikalakintina ( 18/04/2006 05:42)
DM: bravo!, milay be le izy
17. kala ( 18/04/2006 06:39)
diam > zao zà vao nahita an'io 8)8)8)kou maninon moa raha valiana botana any leiry hoe : avelao aloha hitsidika ny namana ato @ serasera de refa avy eo miasa :-D:-D:-D:-D:-D:-D

fa leiry koa ange ilaozany mi surf fotriny ê! =))=))=))=))
18. diamondra27 ( 18/04/2006 06:56)
fiffi,ikalakintina::wink::D

kala: tena tsy voalazako le izy e!=))
19. kala ( 18/04/2006 07:12)
diam > hypnotisée angah ndry de tsy nahateny tsony:roll::roll::roll::roll::roll:

fa milay ange le baiko ê! saingy zà tsy mahay mandray baiko de :twisted: fotsiny
=))=))=))=))=))=))
20. dadabe ( 18/04/2006 07:53)
kala>kalamisa toi aloha de avia :*:* fa tsy eo no =)) eo :*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1347