hafatra manokana

21. mamzelkely ( 18/04/2006 08:19)
=))
22. diamondra27 ( 18/04/2006 09:08)
mamz: njy koa miasa fa tsy mi-surf an:wink:
23. mamzelkely ( 18/04/2006 09:55)
diams aa ny asako anie mi-surf eeee :°):-D:-D
24. kala ( 18/04/2006 11:47)
:roll::roll::roll:
25. pissoa ( 18/04/2006 13:31)
diams, mamely anah indray an :-w:-D:-D:-D:-D:-D
26. kala ( 18/04/2006 14:31)
=))=))=))=))=))=))pissoa > :-*:-*:-*
27. pissoa ( 18/04/2006 15:59)
K'hita ry kala kou :oops::oops::-D:-D:-D:-D
28. diamondra27 ( 18/04/2006 16:39)
pissoa: voatifitra ngah njy? ntsssss
k'efa oe miasa fa tsy mpianatra ihany, hihihi:-D:-D:-D:-D isika rehetra ngeh voa daholo e!:wink: ho anay mpiasa sy ho anareo mpianatra:wink:
29. watafon ( 19/04/2006 04:33)
fa inn moa no idiran'i chirac amzany e ? :-D:-D:-D:-D
ary lery zany manana spy ato e ?:-D:-D:-D tonga d i pissoa no hitany vôlohany ! =))=))=))
30. kala ( 19/04/2006 06:08)
pissoa > cible n°01 an! :-D:-D:-D:-D:-D avia aty :-*:-*:-*:-* fa tratra ndray ny zandrikeliko :wink:

diam > zany mitsy ka! tsika rehetra tsy an-kanavaka :-D:-D:-D:-D

wata > ngamba belge lay izy ô!:wink: :-$ voatohina eo ny aferoko :-D:-D:-D:-D
31. diamondra27 ( 19/04/2006 07:53)
:-D:-D:-D:-
32. pissoa ( 19/04/2006 08:55)
diams:-*:-*:-D:-D:-D

Iza kou no niteny tamin'i kala sy wata fa zah no tratrany volohany teo :roll::roll::-D:-D:-D
33. watafon ( 19/04/2006 09:09)
tsy za klou e! anontanio an'i diams e! :-*:-*:-*:-D:-D
34. onjah ( 19/04/2006 09:29)
8):wink:
35. diamondra27 ( 19/04/2006 09:37)
onjah: kay nisy adino fa ny joueur koa tokony tsy hi-surf an! lol
36. kala ( 19/04/2006 11:53)
diam > mamoaha mitsy aloha ndry liste n'izay afaka mi-surf de ampandalovy any @ Chirac ho approuver-ny ary ataovy diffusion générale ka:wink::-D:-D:-D

pissoa > ndehana jereo le sary ery ambony fa njy mitsy no tondroin'ileiry ê!=))=))=))=))=))=))=))=))

:-* nenjy de mandehana mianatra fa refa avy eo!
37. watafon ( 20/04/2006 08:43)
ary marina mitsy zany ry kala an ! zay za vao nandinika tsara !
pissoa :-*:-*:-*:-*
38. pissoa ( 20/04/2006 10:41)
An3, nojereko teo fa i wata no notondroiny kou :roll::roll::-D:-D:-D:-D
39. watafon ( 20/04/2006 11:25)
poikany e! za ary efa niantso azy teo d pissoa oziz e !:-D:-D
40. pissoa ( 20/04/2006 11:41)
Taiza kou? :roll::roll: pissoa hafa angamba no noteneniny fa ianao tsy nahazo teny frantsay :-D:-D:-D:-D:-D :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133