Tiava ny namanao tahaka ny tenanao
41. Fiffi
(
29/04/2006 06:44)
kely dia kely tokoa ary ireny tsy fitandremana ireny hiany no mitarika ny disadisa. Mbola miandry kely ny valin'i mandalo fa raha samy hamaky baiboly hiany aloha dia ho vita mora eo ny zavatra tadiavina fa mba ny hevin'ny tsirairay no mba tiana fantarina.
