Sary tamin'ilay miara-mizotra virtoaly

61. diamondra27 ( 17/04/2006 19:18)
pissoa: le io ve?
[size=13px] Mpandefa : dadabe [ Valio ] 17-04-2006 10:12:12
Lohateny : Re : Sary tamin'ilay miara-mizotra virtoaly
zah konkou ry cherie tsy manana a tratrako foana ee!! ho aiza ee,I like to swimm from morondava to south africa [/size]
62. Herimiafina ( 17/04/2006 20:08)
Saropiaro be injay i DM klé! ahan :@
63. diamondra27 ( 17/04/2006 21:11)
HM:k'efa oe: miara-mizotra izy mitsam ka inona indray no maha-saropiaro @zany8)8)8)
64. Herimiafina ( 17/04/2006 21:39)
Zah azo ampiasaina atao fitaovana mba hampiverenana an'i dadabe raha mety ianao! ahan :@
65. diamondra27 ( 17/04/2006 21:47)
de ahoana no ataovy ary e
66. Herimiafina ( 17/04/2006 21:50)
Ataonao izay hasaropiaro azy aminao knou, mody mba mifanorokoroka eny tsika de mody ataoko bevohoka kely njy de tonga de poainsa! ahan :@
67. diamondra27 ( 17/04/2006 21:58)
:-w:-w:-w
68. Herimiafina ( 17/04/2006 22:04)
Inona no mbola hisalasalana? Antitra eo mpisalasalana eo fa defa miteny zah izay! ny fotoana anie ka mandalo ry DM e! i HM koa torak'izany! ahan :-D
69. diamondra27 ( 17/04/2006 22:11)
t@ zahay taloha de nafaparan'i neninay hoe: tanjemo sao de manoroka kof fa tonga de bevohoka

mifanorokoroka
de miaramizotra
de bevohoka de mipoinsa ?

aleo aloha hihaino RAD kely
70. Herimiafina ( 17/04/2006 22:13)
Marina ny anao kah! Taloha izany fa tsy amin'izao fotoana izao intsony! hehehehe=))=))
71. diamondra27 ( 17/04/2006 22:21)
fa inona indray no @zao fotoana fantanao?hihihi:-D:-D:-D
72. Herimiafina ( 17/04/2006 22:28)
Amin'izao fotoana izao efa zarazaraina otsan,ny bonbon ny fanorohana bandy knou! hehehe=))=))
73. diamondra27 ( 17/04/2006 22:34)
bonbon sucette sao de glasy kosa=))=))

aleo hiantso secours @ kala fa tsy lasa 'ty klé

kala aaaaaaaaaaaaaaa aiza njy?
74. Herimiafina ( 17/04/2006 22:37)
Tsy mahatoraka anah ngah njy no hiantso renfort klé! ahan hehehehe=))=))
75. diamondra27 ( 17/04/2006 22:49)
aleo tambaranay eeeeee!mbola hiampy an'i mamz ko aza=))=))
76. Herimiafina ( 17/04/2006 22:56)
Amin'izao fotoana izao marina anie to atsy mila horohana akoryd e efa mety bevohoka klé. ahan :-D
77. diamondra27 ( 17/04/2006 23:07)
tahakan'izao ve?

78. watafon ( 20/04/2006 11:33)
:-D:-D
79. pissoa ( 20/04/2006 11:37)
Falifaly indray dokotera fa hisy consultation ato ho ato an :-D:-D:-D
80. watafon ( 20/04/2006 12:51)
mety efa teraka zay io kou ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0872