Paska
41. marozevo
(
17/04/2006 23:21)
Arahaba tokoa tratry ny Paka daholo eh... Somary tara kely 2 andro ny fiarahabako, nefa tsy olana satria mbola misy 48 andro vao tapitra ny fankalazana.
Ny mampalahelo kely fotsiny dia misy tsy mihevitra afa-tsy ny hiletra sy higoka raha vao misy fety.
Ny mampalahelo kely fotsiny dia misy tsy mihevitra afa-tsy ny hiletra sy higoka raha vao misy fety.
43. bandykell
(
18/04/2006 10:59)
faly miarahaba antsika rehetra tsatsay ny paka e,
aona io toriteny ato io , tena mahafinaritra kosa kou...miala tsiny fa tarabe ny fiarabana
aona io toriteny ato io , tena mahafinaritra kosa kou...miala tsiny fa tarabe ny fiarabana
44. Fiffi
(
18/04/2006 11:31)
tsy misy fahatarany zany ka! ny fo miarahaba no zava-dehibe ka dia hisaorana anao koa ary torak'izany koa !:)
45. marozevo
(
18/04/2006 20:00)
Mba hitanareo ve ireo olona "namana" ao ambony ao ireo eh. Velona mba hihinana sy hisotro.
46. Fiffi
(
19/04/2006 04:41)
Mba hitanareo ve ireo olona "namana" ao ambony ao ireo eh. Velona mba hihinana sy hisotro. sy ny manao oufff fa nahatsiaro tena nijaly angamba nohon'ny karemy hitako tsara aloha ireo an! indrisy anefa fa tsy maintsy misy foana anie ierny na aiza na aiza eh!
47. marozevo
(
19/04/2006 09:35)
bandykell > Aiza ilay toriteny lazainao izany ? Mba te haheno an'izany aho fa tsy azoko hoe iza no lazainao.
48. Fiffi
(
19/04/2006 12:17)
tsy azoko tokoa satria ny toro-teny dia any am-piangonana no fanaovana azy .
