Paska
21. Fiffi
(
12/04/2006 12:04)
tonga dia ataovy henekisoa matavy ritra ny laoka e ,ampiarahana @ J.B e !!!ko tsy ho voan'ny cholesterol eo ve mihinana izany henakisoa matavy be zany klé :roll: sady mbola hampiana J&B koa , tsy vao maika gravy be ve zany klé ?
ouf !!! vita iany marina ny karemy lenga hono tena nampijaly mafy mihintsy ilay karemy no oufff ?
24. Fiffi
(
13/04/2006 13:53)
ravatorano: ny ahy koa aloha tena mbola tohizako mihintsy indrindra fa rahampitso .
25. jentilisa
(
14/04/2006 05:23)
fantampatatro ny niteny io hena kisoa matavy mpiarahana amin'ny JB io na dia ataony sarina mananihany aza. Tiany lazaina manko fa hoe ataovy amin'izay ny "fahavetavatana" eo anatrehan'Andriamanitra satria fady daholo ireo nolzainy ireo!
fa misaotra an'i Fiffi! efa tena lasa lavitra mihitsy anie ity ianao ity e! nakanao lalana aloha mihitsy!!! mahafinaritra ka!
fa misaotra an'i Fiffi! efa tena lasa lavitra mihitsy anie ity ianao ity e! nakanao lalana aloha mihitsy!!! mahafinaritra ka!
26. Fiffi
(
14/04/2006 06:12)
Fivavahana ho antsika anio Zoma masina:
http://vivrelafoi.cef.fr/tps_priere/p_vendredi18avril.php
http://vivrelafoi.cef.fr/tps_priere/p_vendredi18avril.php
28. Fiffi
(
15/04/2006 06:54)
jentilisa: fa inona hono no mahadiso azy kay ? Père, je remets mon âme entre tes mains."
ainsi
"tout est consommé !"
Jésus dans son dernier souffle d'amour.
raha io aloha dia tsy hitako mihintsy izay mahadiso azy an! fa aiza no ahitanao fahadisoana ?
ainsi
"tout est consommé !"
Jésus dans son dernier souffle d'amour.
raha io aloha dia tsy hitako mihintsy izay mahadiso azy an! fa aiza no ahitanao fahadisoana ?
29. dadabe
(
16/04/2006 02:28)
Fa inona marina aloha le paka e??sao dia mnkalaza zavatra tsy fantatra aza isika izany
30. Fiffi
(
16/04/2006 04:29)
PASKA
TAFATSANGANA anio HALELOIA !
JESOA KRISTY Mpanadio HALELOIA !
Maty tamin'ny Lakroa HALELOIA !
Ho antsika meloka HALELOIA !
Izy ary no derao HALELOIA !
Izy Tompo no derao HALELOIA !
Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny Paska.

31. Achia
(
16/04/2006 06:08)
tsy mazava mitsy le lazainao fifia tafatsangana ve sa maty t@ lakroa sa oe ahoana ?
32. Fiffi
(
16/04/2006 06:35)
io ve dia tsy azo ? Tafatsangana anio ny Tompo izay maty tamin'ny lakroa !
35. dadabe
(
16/04/2006 14:52)
Fiffi a! ny paka hoaa tsy nitsanganan'i Kristy izany fa ny nahafatesany , vakio hatramin'ny farany ny baibolinao anie e:(
36. Fiffi
(
16/04/2006 16:11)
dadabe ahhh : jereo daholo anie ireto an! http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/fetes_paques_fete.htm
http://www.lexilogos.com/calendrier_paques.htm
http://www.lexilogos.com/calendrier_paques.htm
37. dadabe
(
17/04/2006 00:23)
Fiffi a>
La fête chrétienne de Pâques trouve des racines dans la fête juive de la Pâque. Les chrétiens ont reconnu dans la mort et la résurrection de Jésus l'accomplissement de ce que préfigurait la sortie d'Égypte : la libération du mal et de la mort et l'entrée dans la vie donnée par Dieu.
La première célébration de la résurrection du Christ fut la célébration hebdomadaire de chaque dimanche premier jour de la semaine. Le Nouveau Testament ne fait aucune mention d'une fête annuelle chrétienne de Pâques. Elle n'apparut qu'ensuite, au second siècle. Les Églises d'orient, restées proches de la tradition juive, célébraient Pâques le 14 Nissan (quelque soit le jour de la semaine) commémorant ainsi la mort de Jésus. A Rome, on célébrait Pâques le dimanche jour de la Résurrection.
Au concile de Nicée (en 325), toutes les églises se sont mises d'accord pour se distinguer des juifs et pour que la Pâques chrétienne soit célébré le dimanche qui suit la pleine lune (14 Nissan) après l'équinoxe de printemps.
3. Histoire de la célébration de la fête de Pâques
dia aiza eo aza no misy andinin-tsoratra masina manambara fa hoe ny nitsanganan'i Kristy no paska ??? sao dia mba filozofian'olombelona no hinoanao ry Fiffi a?

38. Fiffi
(
17/04/2006 05:10)
La première célébration de la résurrection du Christ fut la célébration hebdomadaire de chaque dimanche premier jour de la semaine.amiko aloha dia na tsy alahady aza dia Paska foana , io dia arakarakin'ny tsirairay hiany , samy manana ny finoany ny olona , samy manana ny fankalazan'ny Nahatsanagana ny Tompo . Na isan'andro aza.
Ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava. Amen
Rome, on célébrait Pâques le dimanche jour de la Résurrection.dia io ny Paska Nitsanganan'ny Tompo.
dia aiza eo aza no misy andinin-tsoratra masina manambara fa hoe ny nitsanganan'i Kristy no paska ???dia vakio ny baiboly fa ao ny valiny . Raha natao ny Alahady Paska ny fiderana ny Tompo t@ Nitsanganany dia io Paska io no Nitsanganany ka rehefa tsy hino an'io ianao dia anao hiany zany an! samy manana ny finoany ny tsirairay ry dadabe , fa raha ny ahy aloha dia ny Alahady Paska dia ny NITSANGANAN'ny TOMPO .
sao dia mba filozofian'olombelona no hinoanao ry Fiffi a?de ahoana ? dia aminao inona no tokony hataoko ? tsy hino ireo mpitondra fivavahana eran-tany hoe ny Alahady Paska no Nitsanganan'ny Tompo ? Aza variana koa mijery ny finoako ianao arakin'ny izay nolazain'i lapino ahy izay , nataoko hanatra ho ahy iny satria tena marina fa samy manana ny finoany sy ny fivavahany ny tsirairay ! Ka na inona no lazainao ahy hoe " sao dia mba filozofian'olombelona no hinoanao ry Fiffi a? " na inona dia amiko ny PASKA dia ny NITSANGANAN'NY TOMPO . Ary ny Tompo anie hanampy sy hitsonjo ahy hatrany @ fivavahako sy ny finoako . Ary mivavaka ho antsika rehetra koa aho .
Ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava. Amen