Tsy maintsy hoe....
3. Herimiafina
(
09/04/2006 21:54)
Ahann :@:@
Angaha anglisy ihany Zoulou Inkata koa mila hianarana. Ahan :@:@
Angaha anglisy ihany Zoulou Inkata koa mila hianarana. Ahan :@:@
10. pissoa
(
10/04/2006 05:07)
Herimiafina:
Ahann :@:@
Angaha anglisy ihany Zoulou Inkata koa mila hianarana. Ahan :@:@
Ahann :@:@ hita wa leisy ry Herimiafina
Ahann :@:@ :-D:-D:-D
Mifenty, ity ny lisitra sao manampy anao: Northern Sotho, Afrikaans, English, IsiNdebele, IsiZulu,
Sesotho, Setswana, SiSwati, Tshivenda, Xitsonga, IsiXhosa. 11 no isany ka tsy haiko raha misy hadinoko.
Dia mazotoa, zah io mbola sahirana mianatsa Italian sy Spanish ;-)
11. lapino
(
10/04/2006 05:47)
Oooo oay ndray zany teny tsy fantatro kle! Inn daôly ireo?! :-D:-D:-D
13. ikalakintina
(
10/04/2006 06:11)
ary le oe firy misy karazany firy ny fiteny hainao?, de oe bedebe!
teny anglisy, teny frantsay, teny merina, teny betsimisaraka atsimo, teny betsimisaraka avaratra, teny betsileo, teny avaratra, teny toliara, ary teny mahajanga!
teny anglisy, teny frantsay, teny merina, teny betsimisaraka atsimo, teny betsimisaraka avaratra, teny betsileo, teny avaratra, teny toliara, ary teny mahajanga!
14. nolalaina
(
10/04/2006 06:20)
mamzelkely:
za efa mahay teny gasy :°)
Sambatra be aky ndry!! za aky mba apenaro teny gasy fa tena tsy mahay mitsy an!! :-P Mbô kôzy mou zany!! hihihihi :-D
:wink:
15. kala
(
10/04/2006 06:46)
zà zany tsy maintsy hamaky zay voasoratrareo eto na teny gasy na teny sinoa na teny anglisy kou:wink:
ikalakintina > zany ve tsy tena polyglotte -paritra kle:roll::roll::roll:
dadabe > teny beljika:-w:-w:-w
ikalakintina > zany ve tsy tena polyglotte -paritra kle:roll::roll::roll:
dadabe > teny beljika:-w:-w:-w
17. diamondra27
(
10/04/2006 07:34)
za hianatra teny alemana f'efa mahay teny gasy vaza anglisy italiana ary sinoa sy arabo:-D:-D:-D
sasa: raha mila cours particulier njy de bip-eo zà, OK :wink:
sasa: raha mila cours particulier njy de bip-eo zà, OK :wink:

:-D:-D:-D:-D