Tsy maintsy hoe....
22. kala
(
10/04/2006 11:32)
zà hijery anareo mianatra fa tsy maninon:roll::roll::roll:
io manko no tsy mampiasa saina firy8)8)8)8)
mifenty > mahereza r'ise =))=))=))=))=))
io manko no tsy mampiasa saina firy8)8)8)8)
mifenty > mahereza r'ise =))=))=))=))=))
23. pissoa
(
10/04/2006 12:06)
lapino:Ka ireo ary kou ... :roll: Fa mba misy kely fantatro aloha e :-D:-D:-D
Oooo oay ndray zany teny tsy fantatro kle! Inn daôly ireo?! :-D:-D:-D
27. diamondra27
(
10/04/2006 14:39)
cutie: de teny afrikana inona le hainjy, congo sa togo sa hafa?
fasaly: misy namana mahy miteny dakoma ato fa tsy tadidiko oe: le izy izay
fasaly: misy namana mahy miteny dakoma ato fa tsy tadidiko oe: le izy izay
29. Herimiafina
(
10/04/2006 15:40)
Aza misahirana mianatra an,ireny fa maka sipa zanantany de izy asiana mi-traduira!
Afaka miantra ihany fa le teny mba hahazakana le sipa fotsiny ianarana! ahan :@:@
Afaka miantra ihany fa le teny mba hahazakana le sipa fotsiny ianarana! ahan :@:@
31. cutie
(
10/04/2006 18:37)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 10-04-2006 20:40:15
Lohateny : Re : Tsy maintsy hoe....
Aza misahirana mianatra an,ireny fa maka sipa zanantany de izy asiana mi-traduira!
Afaka miantra ihany fa le teny mba hahazakana le sipa fotsiny ianarana! ahan
ahatsiarovako film io :-D:-D:-D
33. cutie
(
10/04/2006 18:42)
aleo lazaiko any @ forum sarimihetsika fa manjary hors sujet eto:-D:-D:-D
38. sasa
(
11/04/2006 03:23)
Diams saotra akia vonona ny hampanao cours an'ahy njy :-*:-* bipeko rehefa vonona za:-D
