Teny Malay sy Teny Gasy

1. LazaRandri ( 05/04/2006 23:50)
mulut = molotra
tangan = tanana
tulang = taolana
anak = zanaka
minum = minono (misotro) hahaha!

makan = homankanina
murah = mora (tsy lafo)

bulan = volana
Jumaat = Zoma
khamis = Alakamisy

pinjam = ampindramina
sabun = savony
tanah = tanana (toerana)
tarik = mitarika
tunjuk = tondroiko

novalian'i lapino ny 10/05/2006 08:03
2. lapino ( 06/04/2006 00:55)
Amin'ny teny arabo, sy indoneziana indray:

Alahady: Al-Ahad hari minggu
Alatsinainy: Al-Itnay senin
Talata: Al-Talata selasa
Alarobia: Al-Arbiat rabu
Alakamisy: Al-Khamis kamis
Zoma: Al-Jomâa jumat
Sabotsy: Al-Sebat sabtu

http://www.louisg.net/semaine_monde.htm

:-w:-w:-w
Toa tsy afrikana ny malagasy, fa tavaratra kle! :-D:-D
3. lapino ( 06/04/2006 00:59)
Teny indoneziana sy arabo indray:

Alahady = hari minggu = Al-Ahad
Alatsinainy = senin = Al-Itnay
Talata = selasa = Al-Talata
Alarobia = rabu = Al-Arbiat
Alakamisy = kamis = Al-Khamis
Zoma = jumat = Al-Jomâa
Sabotsy = sabtu = Al-Sebat

http://www.louisg.net/semaine_monde.htm

:-w:-w:-w
Toa tsy afrikana ny malagasy, fa tavaratra kle! :-D:-D
4. LazaRandri ( 06/04/2006 01:00)
Lapino> Ny teny Indoneziana sy Malay ange mitovy e. Misy fahasamihafany fa kely fotsiny.
lapino:

Toa tsy afrikana ny malagasy, fa tavaratra kle! :-D:-D
sady atao didimm-poitra? hahaha




5. Ralay ( 06/04/2006 01:01)
Tena marina mintsy io lapino fa misy origine tavany ny teny gasy :lol:
6. vancleef ( 06/04/2006 03:59)
lapino> Toa tsy afrikana ny malagasy, fa tavaratra kle!
Ny tavaratra ange afrikanina ê (africain du Nord) ary misy théorie hoe ny olombelona rehetra avy ao Afrika no niandoany.
Ary ny teny mitovy be indrindra amin'ny teny gasy dia ny hawaien ao @'ny groupe malayo-polynésien
7. Fiffi ( 06/04/2006 04:16)
sady tsy afrikanina ny gasy no tsy tavaratra eh! gasy ka milay :):)
8. vancleef ( 06/04/2006 04:21)
slate : solaitra
pencil : pensily
book : boky
fur : fory
psalm : salamo
jews : jiosy
gentles : jentilisa
Moses : Mosesy
genesis : genesisy
...
Dia ireo tsy milaza fa anglisy ny malagasy ! Ho an'ireo mihevitra fa teny pur ny teny gasy dia dinio tsara fa misy fiavina betsaka malayo-polynésien,latina sy grika (avy @ teny anglisy sy frantsay), arabo, bantou sy swahili. Avis aux traducteurs zélés.
9. LazaRandri ( 06/04/2006 04:26)
Azafady kely e! hahaha! Ny dikan'ny hoe fur dia ireny hodim-biby volovoloina ireny fa tsy io nosoratan'i vancleef io velively.
10. vancleef ( 06/04/2006 04:35)
LazaRandri>Amin'ny argot anglais (slang) fur dia io mihintsy. Jereo tsara fa misy volovolny ahoatran'ny fourrure ilay izy !
11. LazaRandri ( 06/04/2006 04:38)
vancleef> eto amin'ny resaka fanabeazana ve moa rangahy dia slang no entinareo fa tsy ny tena dikany! hahaha
12. vancleef ( 06/04/2006 04:42)
LazaRandri> Réference : Thesaurus of American slang par Robert L. Chapman First published 1989 by Harper & Row, Publishers, New York. This edition first published 1990 by Williams Collins and Sons Co. Ltd. P.O Box Glasgow G4 0NB
13. LazaRandri ( 06/04/2006 04:47)
1) Tsy ny amerikanina rery no miteny anglisy
2) Ny slang tsy mendrika ifanakalozan-kevitra fa natao ho an'ny jiolahy.
3) Misy ny teny anglisy ampiasaina iraisam-pirenena ary tsy mampiasa slang: british & american
4) Raha hiteny ny slang aty aho ve dia ho azonao? Angamba tsia! hahaha
14. hery ( 06/04/2006 05:26)
Teny Swahili (Afrika atsinanana) sy Teny Gasy

Kiduru => kidoro
Kuku => akoho
Ngombe => Omby
Kanga => Akanga
Mamba => Voay
Wali => Vary
(tena mbola misy maro fa tsy tadidiko daholo k'le)
15. Fiffi ( 06/04/2006 06:02)
de mba ahoana zany rehefa mibedy ny ankizy hoe "t'en prends kuku" ? t'en prends akohokoho ve ? :-D:-D

fa mahay nareo ka! =D=D=D=D
16. vancleef ( 06/04/2006 06:16)
LazaRandri> sipa, kofa, fika ... = malagasy slang tsy ny jiolahy no miteny slang fa ny tanora eran'tany rehetra. Mba henoy kely ny hira na gasy na vahiny dia ra tsy mahay slang ianao dia tsy mahafantatra ny tonokira sasany
17. ikalakintina ( 06/04/2006 06:35)
eo! mandinika be nareo!, fa tsy oatry ny ngombe an!betsaka am teny gasy alou no nalaina avy teny arabo e!, fa betsaka kou no nalaina am teny frantsay, ohatra latabatra, seza, bedabe.....,fa ny gasy sady tsy tavany tsy anglisy fa gasy ka manja milay io fiffi a!
18. jool ( 06/04/2006 10:13)
Izy indrindra r'ise no maha-malagasy ny malagasy,ny fiaviana samihafa izay.Teo ny Malayo-polynésien tonga, teo ny "Conquistadores" avy any espana, teo ny "Pirates" angilsy, frantsay, scandinave,...ny fotsy hoditra isan-karazany.Koa diniho kely koa izay fa izay indrindra no maha "pure" ny teny gasy.Ohatry ny hoe "ra", "sang","blood"...mikoriana io e, ny groupe sanguin no samy hafa fa ny lokony dia iray ihany "Mena"!!!!!:-@
19. vale ( 06/04/2006 12:20)
LazaRandri:

Azafady kely e! hahaha! Ny dikan'ny hoe fur dia ireny hodim-biby volovoloina ireny fa tsy io nosoratan'i vancleef io velively.
:-D:-D:-D


20. vale ( 06/04/2006 12:24)
jool:

Izy indrindra r'ise no maha-malagasy ny malagasy,ny fiaviana samihafa izay.Teo ny Malayo-polynésien tonga, teo ny "Conquistadores" avy any espana, teo ny "Pirates" angilsy, frantsay, scandinave,...ny fotsy hoditra isan-karazany.Koa diniho kely koa izay fa izay indrindra no maha "pure" ny teny gasy.Ohatry ny hoe "ra", "sang","blood"...mikoriana io e, ny groupe sanguin no samy hafa fa ny lokony dia iray ihany "Mena"!!!!!:-@
=D:wink:ny malagasy dia avy @ fihaviana bdb izay no manome malagasy= gasy dia manja be:wink::wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4813