tena we eritreritra nandalo ty an
81. ari.malala
(
07/04/2006 06:09)
za afaka mabakely tam anano vakansy tany ambanivohitra, ef aimpiry nanala bakakely za zay! :-D:-D:-D:-D
83. mamzelkely
(
07/04/2006 09:06)
Herimiafina:
Sambatsa be akia nareo klé. Mbo marina e! ahummm ahumm :-w:-w
iza klou la sambatra eee :-w:-w ahummmmmmmmm :-D:-D
fa zah zao refa kelikely eo de hi-go back home [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105cool_14.gif[/IMG]
84. little
(
07/04/2006 10:29)
Asa, ny ah zao baka-plesy no tena mba haiko de tamzay tany Tomasina zao za ko voan'ny baka-kely, Kay tena marary reny an!
Tandremo fotsiny sao misa-baccc ry zareo an=))=))
Ndrindra nareo joba kely reo!
Tandremo fotsiny sao misa-baccc ry zareo an=))=))
Ndrindra nareo joba kely reo!
86. Herimiafina
(
08/04/2006 21:16)
Ahan :@:@
Tena ni-demissione tao amin'ilay asa zah fa kely karama kely klé, tsy mahavelona afatsy sipasipa iray andro, ahan :@:@
Tena ni-demissione tao amin'ilay asa zah fa kely karama kely klé, tsy mahavelona afatsy sipasipa iray andro, ahan :@:@
87. Fiffi
(
09/04/2006 05:07)
O! ry Herimiafina aahhh!! dia aza be taraina raha lany daholo ny vola , hay hamelonana sipa 1 isan'andro fotsiny ? :-D:-D:-D
90. majakely
(
09/04/2006 19:18)
ary tiko njay le ahummmmm ahummmmm ,,,mignnnooon ,,,ahummmm ahummmmm...=))
96. Herimiafina
(
14/04/2006 17:51)
tena marina ihany le tenin'i rurik ry zareo fa kay le asa nataoko io kay NIANATRA de teny Ankastso teny amin,ny Université, de le karama lazaiko io boursa 60.000Fmg klé, de dimy taona zah no teny, anjekaky oo :@:@
97. Fiffi
(
15/04/2006 03:27)
:)de zay zany le bac+5 de miampy ny @ zao fotoana izao .
Herimiafina: dia mba havereno kosa hono ilay ahummmm ahummmm fa misy tena tia an'io kosa eh!:):)
Herimiafina: dia mba havereno kosa hono ilay ahummmm ahummmm fa misy tena tia an'io kosa eh!:):)