tena we eritreritra nandalo ty an
22. mamzelkely
(
05/04/2006 11:52)
siora ky ry ari tsika CEPE aa [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/4.gif[/IMG]
24. mamzelkely
(
05/04/2006 12:26)
vale< try madainga ka sérieux eee [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105yes_3_cut.gif[/IMG]
25. fasaly
(
05/04/2006 12:35)
rurik:
Asa nareo na mba mahatsikaritra tahaka ahy fa ny olona eto @serasera ny maro dia toa manana bac+5 daholo mba marina ve reo sa......8O8O8O8O
rurik: ny bac -5 no hananako trisy manana an'io ny ato am sersera na ny iraika aza:-D:-D:-D
26. fasaly
(
05/04/2006 12:37)
colar:
ndeko ny ahy ataoko we baka plisy dimy,nefa tsy mahaymampiditra ny sarikoakory,hahahahaha,vonjeo e
fa miteny aho hoe taty ampidiriko:-D:-D:-D:-D:-D
28. fasaly
(
05/04/2006 13:06)
koayyyyyy! cepex5 verotany try mbola plus ny bac +5
intelijanta beuhhhhhh:-D:-D:-D:-D:-D
intelijanta beuhhhhhh:-D:-D:-D:-D:-D
30. mamzelkely
(
05/04/2006 13:14)
aiza intelijanta ky ry fasaly naverina fôna angeh fa ts afaka de zay no nahatonga an le x5:-D:-D
31. vale
(
05/04/2006 13:17)
mamzelkely:mamzel::-$:-D:-D:-D:-D
vale< try madainga ka sérieux eee [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/010105yes_3_cut.gif[/IMG]
33. fasaly
(
05/04/2006 13:54)
ari.malala: atovy cepe (-2)2 de tsatsa ny bacc presk +5:-D:-D:-D
mamz: njekaiky oooooo! in5 naverina veuh! try manina fa tamzay zany no nahalasa intelijanta anjy efa manakaiky ny bac+5 ihany io ka!:wink: ny ahy aza mbola -5 kouuuuu!:-D:-D
mamz: njekaiky oooooo! in5 naverina veuh! try manina fa tamzay zany no nahalasa intelijanta anjy efa manakaiky ny bac+5 ihany io ka!:wink: ny ahy aza mbola -5 kouuuuu!:-D:-D
34. mamzelkely
(
05/04/2006 14:13)
hihihi ka tr afaka nitohy trony anie le izy ry fasaly ee fa nijanona teo vô azo le CEPE :-D:-D:^)
35. fasaly
(
05/04/2006 14:30)
:^):^):^):^) zà aza try nahazo cepe akory:?:?:-D:-D:-D savy tonga de bac-5 ny ahy de nataoko ampasoy haingana toy ny tsy teo sao lasa bac-(-5) eo kouuuuuuu:cry::-D
36. vale
(
05/04/2006 14:45)
:^)aleo alou mba hira kely aza eh: zah nie bôsista nefa minday figo, mmmh minday figo aôna ary ty(18,3):-D
37. Herimiafina
(
05/04/2006 14:47)
rurik:
Asa nareo na mba mahatsikaritra tahaka ahy fa ny olona eto @serasera ny maro dia toa manana bac+5 daholo mba marina ve reo sa......8O8O8O8O
Tena tsy marina foana kosa izany e! zah zao tena nanao BAE BT de nijanona knou, niasa foan e! hamelomambady amanjanaka lasandry zalahy avy eo! mba marina e! Ahummm ahummm :-w:-w
38. Fiffi
(
05/04/2006 14:55)
hamelomambady amanjanaka lasandry zalahy avy eo! mba marina e! Ahummm:roll: :( marina ve zany ?
40. Fiffi
(
05/04/2006 16:18)
fa tena misy tokoa aloha ny gasy mahay an! raha tena jerena kosa anie zany bac+5 zany manja eh! ka raha ireny daholo dia gasy hoa ka manja eh! ary enganie ka ho tahak'izao avokoa ny gasy!:)