tena we eritreritra nandalo ty an
61. mamzelkely
(
06/04/2006 09:22)
rurik:
ary ndry mintsy angamba le roahana mody lava tao ampiarana iny tadidiko tsara
dia le asaina mivoaka na asaina mitsipona taratasy eraky ny tokotany hi hi hi .
hihihihi ieuu za mitry iny de le asaina mandoalika au coin de les mains sur la tête hummmmmm maditsa mitry aa:-D:-D
62. rurik
(
06/04/2006 09:27)
:-D:-D:-D dia taididiko koa ndry le nasaina natolotra le tanana dia akombona an le kapohana @regle ny hoho hi hi hi naharary ve iny???
64. mamzelkely
(
06/04/2006 11:13)
kouyyy tena marary beuu iny mondro mitry ny hoho-ko tamireny fa matetika mitry tsinn:-D:-D
65. rurik
(
06/04/2006 12:01)
sady ndry lavalava hoho tamireny tsy efa niletika kely ve ky le ho ho hi hi hi
68. mamzelkely
(
06/04/2006 12:58)
ieuu efa bory kely izy de ts maniry trony mitry fa vôkapoka fôna :-D:-D
74. Fiffi
(
06/04/2006 16:40)
zah ry zareo vao nahazo bac à eau teo an! asa izay valeurany :-D:-D:-D:-D
77. Herimiafina
(
06/04/2006 18:26)
Zah ry zareo vao afaka bacc izanyd e tsy maintsy niasa klé. Tadidiko tsara tara foana ny karamako teny Ankastso teny dia nigrevy niaraka tamin,ny mpiara-miasa de tadidiko koa niady mba hahazo karama feno 3/3 fa nomendry zare4o 1/3 mantsy tamin,ny voalohany e! Fa kely zany raha karama klé. hehehehe=))
78. Fiffi
(
06/04/2006 19:22)
herimiafina: ndryyyy :-D:-D:-D de inona fotsiny no azo t@ zany karama kely zany ? ireto ve ?
80. Fiffi
(
07/04/2006 04:51)
ka manontany an'i herimiafina zah hoe ireo ve no nataony t@ le karama kely azony ka! :wink: