silipo fotsy

61. andry08 ( 06/04/2006 16:45)
Bandy sy rôla io!=))=))=))
62. Fiffi ( 06/04/2006 17:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
63. andry08 ( 06/04/2006 17:35)
ko izy mipampitifitra ko
64. sasa ( 07/04/2006 06:19)
Kala tsatsa foana ny manao xxx anie e! hi hihihih i:-D:-D
65. Mifenty ( 07/04/2006 06:54)
manonjana aona njay kala?
66. ari.malala ( 07/04/2006 07:15)
ataoko maty nareo ry dadabe sy mifenty ra hitako fa miteny ah zay! :evil:
67. kala ( 07/04/2006 07:40)
sasa > eny hoa =D njy de :-* :-* :-*

jentilisa tokony tsy silipo tsony ange no mbô anaovan'ny lhf fa omena fahalalahana hanao boxer, tanga,panty ê! de atao fotsifotsy kou :wink::oops::oops::oops::oops:8)

mifenty > hita fa manondrana :roll::twisted:
68. pissoa ( 07/04/2006 07:44)
Ato daholo indray izany ianareo specialista am'silipo :roll:
69. mamzelkely ( 07/04/2006 08:36)
ari aa refa ts ampy le basy teo de ty njay tank [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/0002.gif[/IMG] :-D:-D
70. xxx ( 07/04/2006 10:36)
:°)minanifafatiny mamzz fa tsy mety le s,miley:-D
IO NY STRINGIN'I ARIMALALA EEE

arimalala1
71. kala ( 07/04/2006 10:52)
xxx > :oops::oops: nefa efa hitako teo

zà tsy maintsy miteny raha vao tsy tapenana:-* ê!

tsy nety le sary saika mbô atsofoko fa ampio ê!:roll::roll:
72. ari.malala ( 07/04/2006 11:07)
xxx = dadabe>>:evil::evil::evil: matiko anie wa enao e!:evil::evil::evil: sao de heverinao fa tsy haiko ny mamono anao à distance!:evil::evil::evil: ataoko mijalijaly enao fa miteny anao ah zay!:evil::evil::evil::evil: tsy afaka manao ti-tan @ reo bebe bedabe reo tsony enao, ary zao ry bebe isany d miteny aminareo za, ataovy ny faravelomanareo aminy d misaona anazy fa hovonoiko izy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
73. dadabe ( 07/04/2006 11:16)
hummm de rehefa mamonno ahy toi de io stringy io anaovana mba hahamoramora ny fanaovanjavatra :-D:-D:-D
74. mamzelkely ( 07/04/2006 11:26)
i xxx smiley inn n tr mety ry dadabe xxx aa sô de ny machine anao no tr mety :°):-D:-D
75. dadabe ( 07/04/2006 11:30)
;-);-):)
76. mamzelkely ( 07/04/2006 11:40)
;-);-);-):):)
77. ari.malala ( 07/04/2006 11:44)
dadabe:

hummm de rehefa mamonno ahy toi de io stringy io anaovana mba hahamoramora ny fanaovanjavatra :-D:-D:-D



matsiravina!!!:evil::evil: hay efa vononko faty??? za ts hanao ze ampanaovinao ana fa ny valinkitsaka no tanteso ary :evil::evil:
78. little ( 07/04/2006 11:55)
silipo fotsy ahoana aza le aka! de ami'zay ve hoe marikin'ny hoe virja le kofa sa ahoana e? tsy azoko zany reto a. Ny ah aloha ny fanaovako mille bandy e! iny tonga de tiany daholo satry ao daholo ny color rehetra. sa kosa angamba??? Eny e, ny mille bande alo refa tena rapida ela de otran'ny fotsy ihany e! Cours de physique firy eme moa zany?
79. jentilisa ( 07/04/2006 12:39)
ny an'i bedada efa resaka silipo fotsy no atao dia silipo mainty foana no aderaderany eo, izy nefa lehilahy =)) =))
Dia apoahy amin'izay ilay vavatanky e!
80. dadabe ( 07/04/2006 15:09)
hummm:-w

avoakako eo tokoa anie le vavatanky ee:-w


de zay iray aza isika tsy mahatanty mijery eto a:-D:-D:-D:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3152