silipo fotsy

41. jentilisa ( 05/04/2006 12:42)
dray! na nareo aza ve manana izany loko izany ho anareo?
42. mamzelkely ( 05/04/2006 12:55)
ieuuuuuuuu fa mbola ts novidina :-D:-D=))=))

ari< sady amizay izy amin alina toudé hita de tr dichou trony =))=))
43. ari.malala ( 05/04/2006 12:57)
ka nareo alo no atao misantatra azy r'i Jentilisa a =))=))=))
44. dadabe ( 05/04/2006 13:36)
http://lingeriehot.canalblog.com/images/spiderwoman_011.jpg
lahy ve io sa vavy e

arimalala> ary ny lokon'ny an'i toi inona ??? le string iny ihany ve ?:wink:
45. Mifenty ( 05/04/2006 18:47)


dadabe fa efa kobon lah nga ny sisik'i arimalala le.

http://lingeriehot.canalblog.com/images/00021.jpg
46. sasa ( 06/04/2006 04:03)
mamzelkely hi hihihihi za koa akia tsy tiako izany manao silipo fotsy izany aleoko sombre reny no tsara le fluo koa tsy lasa klé:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. sasa ( 06/04/2006 04:04)
ary i dadabe kaly le xxx atsy ambadika :-D:-D:-D
48. jentilisa ( 06/04/2006 05:41)
de inona aloha ny lokona silipo mety ho tsy tian'ny vehivavy amin'izany?
49. mamzelkely ( 06/04/2006 07:05)
k'efa fotsy ko ra anaovan lhl :roll:
50. ikalakintina ( 06/04/2006 07:08)
fotsy , rose ,fluo, refa somary mazavazava endrika sy vehivavivavy, fa ity ono zavanisy am reny fitsarana miaramila ireny, ka tany am cote no niseo le izy , de asainy le sefo esorina dolo ny patalou sy ny akanjo, de nisy lhl nanao silipombevavy, de nanontany le sefo oe anga kilaotindramatou no nanaovanareo sa nifamadika tam maraina, de oy leiry oe vao novidiako omaly ity mba oentiko androany mitsy sefo!
51. andry08 ( 06/04/2006 07:18)
Namoaka an!=D=D=D=D
52. Fiffi ( 06/04/2006 08:10)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D tsy ratsy indray iny an! :-D
53. fiaritiana ( 06/04/2006 08:42)
tatanta an!=))=))=))
54. ari.malala ( 06/04/2006 09:23)
dadabe sy mifenty:evil::evil::evil::evil:
55. mamzelkely ( 06/04/2006 09:31)
ikalakintina =))=))

ari oujyyyyyy fa aôna no nivadika demony keli bdb eeee:roll:
56. mamzelkely ( 06/04/2006 09:32)
hay ty saika adinoko "namôka an namôka aaa , namôka slipo ts gôka aaa!!!":-D:-D
57. Mifenty ( 06/04/2006 12:28)


nandalo i mifenty:-D:-D:-D

vita zay ny prezansa ko androany
58. kala ( 06/04/2006 12:42)
HM > efa nahita ve :wink:

dadabe & mifenty ndray zao no manondrana:twisted:

ari > avokony le totondry de ataovy mahamay reo fa tssss

sasa > eny akia ê!(xxx hoe):-D:-D:-D:-D
59. mamzelkely ( 06/04/2006 12:46)
ty ny bady ry ari aaa [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/0025.gif[/IMG]
60. jentilisa ( 06/04/2006 13:06)
ary toa ianareo indray no mitifitifitra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.131