silipo fotsy

21. Lejim ( 04/04/2006 16:25)
Zah manana silipo fotsy maro be aza (en paquet lol), fa tsy misy dentel! :-D
Tsy hitako ary ny olana amin'izany!:lol:
22. Herimiafina ( 04/04/2006 16:28)
Ary raha asiana kely plaque metalika sy rivet ve mety ho interresssant? :-w:-w

Otsan'ny slipona-Hardos metal kely e! hehehe=))=))
23. totofy ( 04/04/2006 16:28)
mba mahavita economie ngé zany 1 pour 5 couleurs inona indray no ho tadiavina é=))=))=))
24. lanto ( 04/04/2006 17:21)
Inona marina ny blem e ? Io fotsy io aza manery anao hadio !
25. fiaritiana ( 04/04/2006 17:44)
Herimiafina:

Ary raha asiana kely plaque metalika sy rivet ve mety ho interresssant? :-w:-w

Otsan'ny slipona-Hardos metal kely e! hehehe=))=))



tandremo fa raha mande eny @ areoport elà ry HM dé maneno iny rehefa mandalo fisavàna( scanner) iny:-D:-D dé tsy maintsy esorina eo no eo!=))=))=))
26. Herimiafina ( 04/04/2006 17:48)
Eeeeeh efa zatra akia ry fiaritiana an! Fouille anale lava izao fa araborabo endrika mantsy de susspect foana refa mandalo aeroport klé, hehehe=))=))
27. totofy ( 04/04/2006 18:33)
HM > Fouille anale lava izao:ngah fantatr'ialahy i BOB .....klé
28. Fiffi ( 04/04/2006 19:19)
:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
29. fiaritiana ( 04/04/2006 20:24)
:-D:-D:-D
30. Fiffi ( 05/04/2006 07:12)
mahita lazaina ireto lhl ireto ka! :-D:-D:-D:-D:-D
31. mamzelkely ( 05/04/2006 07:19)
ôtsany ts de voako zany lhl manao slipo fotry zany k'ty :roll::-D:-D
32. Fiffi ( 05/04/2006 07:22)
mamz: fa inona ny loko voan'dry ? hafahafa be tokoa aloha eh! fa le mainty hiany no toa mahazatra eh! fa raha caleçon indray toa feno loko beeeee :-D:-D:-D
33. ari.malala ( 05/04/2006 08:06)
ary ra mavokely?=))=))=))=))=))=))
34. Fiffi ( 05/04/2006 08:11)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. mamzelkely ( 05/04/2006 08:18)
fiffi< ts haiko akia fa ts azoko antsaina le izy sari za mbola ts nahita sady ts de tiko lôtra zany fa mba couleur sombre ee ohatra we bleu marine, vert je c pô fa ts fluo ko aaa =))

ari < kalou asaiko manadrana lery de lazaiko ra milay na ts le roserose=))
36. Fiffi ( 05/04/2006 08:24)
mamz: raha fluo zany ve akia tsy hanaitra be ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. jentilisa ( 05/04/2006 08:42)
Na boaikely aza anie tahaka ny tsy tia ilay silipo miloko fotsy izany e! nisy ary nahita ny silipon'ny dadany fotsifotsy dia hoy izy: Oay i dada manao ny silipon'ineny!
=)) =)) =))
fa tsy nanaovany intsony taorian'izay tenin-janany izay!
38. Fiffi ( 05/04/2006 08:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. mamzelkely ( 05/04/2006 09:13)
:-D:-D

fiffi le fluo anôvana refa mbô te hiscene izy =))=)) de na de efa mitodika aza de mbola hita fôna le izy lasa fluoressant ôtsan ny akndron polisy =))=))
40. ari.malala ( 05/04/2006 12:12)
sady le fluo anie toudé hita refa alina d ts mfandona mints nareo e, ts sarotra fantarina @zay :-D=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0578