verset du jour! ;-)

41. Fiffi ( 28/04/2006 15:14)
nefa raha tena niheritreritra tokoa aho , dia tsy misy zany concidence izany , tsy misy ny "hasard" fa tena nandinika lalina an'io aho dia tonga saina tampoka hoe : wadrayy ! toa nianjera t@ resantsika io.
42. marozevo ( 30/04/2006 09:16)
Ka raha izany no dinihina dia mamaly antsika eto koa Andriamanitra satria hitany sady fantany ny ezaka ataon'izay rehetra tonga eto.
43. Fiffi ( 01/05/2006 06:33)
namaly tokoa izy , izay koa no nahatonga antsika hamaly eto .
44. Fiffi ( 03/05/2006 04:04)
marozevo: nanao ahoana aloha , vita hiany ve ilay telechargement ?
45. LazaRandri ( 03/05/2006 04:19)
marozevo:

Mazava le fifanakalozan-kevitra, fa ny lohateny no tsy azoko. Fa nahoana no io no atao hoe "verset du jour"?
izay no mba tonga tao anatin'ito loha keliko ito ry marozevo a. hehehe ;-)


46. marozevo ( 03/05/2006 23:52)
Fiffi > Haiko tao ihany nony farany eh... Izaho anie mba mora mahazo zavatra ihany rehefa hazavaina ela dia ela ilay zavatra eh..

Izay koa vao azoko ny tian'ilay nanokatra ho lazaina amin'ilay lohatenin'ny dinika.

Misaotra anareo jiaby, indrindra i Fiffi sy i Laza.
47. Fiffi ( 04/05/2006 09:13)
marozevo: tonga de raisina an-tanandroa aoha ialy fisaorana hihihih , de mba zarazarao anay zany ny voalaza ao an! :)
48. marozevo ( 04/05/2006 15:13)
Andraoany aho tsy nahajery, fa nisy fotoana nilazany hoe : "Isika natao batemy tao amin'i Kristy dia miakanjo an'i Kristy". Tsy tadidiko oviana iny.
49. Fiffi ( 05/05/2006 12:11)
"Les yeux du Seigneur sont sur les justes et ses oreilles sont attentives à leur prière. Mais la face du Seigneur est contre ceux qui font le mal. 1 Pierre 3:12 LSG "

Io zany ny androany. (mbola miheritreritra)
50. marozevo ( 05/05/2006 23:47)
LSG = Louis Second.

Citation nataon'i Piera io teny. Ao amin'ny salamo ny original n'io.

Sa ve tsy tokony hasiana commentaire fa rehefa hita dia izay ?
51. Fiffi ( 06/05/2006 10:50)
Ny zavatra hitako hoe mba tena tsara angamba dia izao:
-Miova isan'andro ny verset , mba mangataka antsika rehetra nagamba no hataoko hoe; maninona moa raha hasiana commentaire isan'andro koa io ? satria mba tsara ny fahitan'ny rehetra ny heviny mba hifampizarazarana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3019