verset du jour! ;-)

21. Fiffi ( 07/04/2006 06:01)
Fiffi > Fisaorana sy fankatelemana no atolotro anao,
tsy misy fisaorana o! zany hoe raha resaka finoana sy fivavahana aloaha dia tena mitandrina tsara aho @ fomba filazako zavatra satria sujet sarotra be mihintsy ny manadihady an'ireo sady samy manana ny heviny ny tsirairay ka mety hisy ny tsy fifanarahana.
enga anie izaho mba tsy ho tapaka hijery io site natolotrao io, fa mahasoa tokoa.
ary ny Tompo anie hanampy antsika lalandava mba handinika , hihaina @ teniny , eny na dia fanatra fa sarotra ny mihaina ny voalazan'ny evangile fa tsy hatao mahakivy izany ary haraham-pivavahana hatrany . Ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava. Dia mazotoa hatrany ary.
22. marozevo ( 07/04/2006 21:54)
"Mihoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay efa tia antsika". Rm 8,37

Io no verset hitako tao androany. Fiffi !!! encore merci. na tsy dia tianao loatra aza ny isaorana dia tsy mety raha tsy somary misy teny fisaorana kely ihany.
23. Fiffi ( 08/04/2006 08:27)
tsy hoe tsy tiako kosa eh! fa mba hoe rehefa afaka manome fanampiana ny namana dia dia mba faly ary mba manantena ny namana koa hanome izay mba fantany :) dia raisiko an-tanandroa zany ilay fisaorana :):-*
24. marozevo ( 10/04/2006 22:11)
Fa na raisinao aza ilay fisaorana, dia aza atao :-* an'io aho fa sao dia bedy ka....
25. Fiffi ( 11/04/2006 05:58)
marozevo: tokony tsy misy hatahoranao ny hanaovako :-* io satria @ fo tena madio io an! ary @ maham-pinamana antsika rehetra eto izay mizarazara ady hevitra hatrany momba ny fivavahana sy ny finoana dia @ fo faly no hanaovako an'io. Fa maha-tsapa kosa aloha aho raha toa ka tsy mety ny fanaovana azy an! :)
26. marozevo ( 11/04/2006 11:20)
Non ! Izaho tsy maninona amin'io :-*, satria azoko sy fantatro tsara ny tianao hambara, fa ny hafa no mahasadaikatra ahy. Ny tany anie hono, tsy misy fady fa ny vavan'ny vahoaka no tsy laitra eh. Ho ahy dia fantatro tsara ny tianao hambara, ka aza matahotra.
27. Fiffi ( 11/04/2006 14:03)
marozevo: marina mihintsy izany voalazanao izany fa raha izaho manokna aloha dia tsotra hiany! izay fijerin'ny hafa , izay vavan'ny hafa , rehefa madio ny heritreritro dia izay no zavatra ambony indrindra , afaka mitsikera izay te-hitsikera , harary fo @ tsy misy antony ny mpanao an'izany fa dia hivavahana hatrany koa izy ireny mba hijery hatrany ny masoandro mibaliaka fa tsy ny maizina foana.
28. marozevo ( 11/04/2006 18:29)
Toa tsy niova ho'aho ilay verset ary amin'ilay jerena eto eh ? Za saiky mba hanolotra ho anareo androany, nefa tsy niova fa io ambony io ihany, na izany aza anefa dia atolotro ihany satria io ary no ao koa :

"Amin'izany rehetra izany anefa dia mihoatra noho ny Mpandresy isika amin'ny alalan'ilay efa tia antsika" Rm 8,37.
29. Fiffi ( 12/04/2006 05:19)
mety tsy niova tokoa io satria nijanona teo @ nandefasana azy ka! fa raha toa ka manokatra ny site isan'andro ianao dia miova isan'andro io an! ny tena tsara dia telechargena ilay izy ary na tsy connecté aza ianao fa vao manokatra ny pc fotsiny dia ny verset du jour no mivoaka ao.
Dia misaotra anao koa nanome anay ny verset io. ny androany tsy nataoko @ teny gasy fa " Jésus dit: A moins de voir
des signes miraculeux
et des choses extraordinaires,
vous ne croirez donc pas?
Jean 4:48 "
30. marozevo ( 17/04/2006 23:50)
Raha ny mandinika ny Baiboly, na mifanakalo hevitra ara-teolojia dia mba misy horaisina kely ihany i marozevo. Fa raha ny hikitrakitra oridinatera dia tena "zero"... Hatramin'izao dia tsy mety miova ny ahy ny verset du jour, na dia miezaka manoro hevitra sy manampy ahy aza i Fiffi. Izaho mihitsy no tsy idirany ry Fiffi fa raha ny ezaka ataonao dia mitafotafo ... misaotra anao.
31. Fiffi ( 19/04/2006 08:49)
marozevo: fa ahoana ary zany ? nefa na dia eto aza dia hitako fa miova isan'andro nefa eto no jereko an! dia ohatra hoe ny androany dia izao. "Nous sommes plus que vainqueurs par celui qui nous a aimés . Romain 8:37 nefa omaly koa aho nijery teto dia hafa ny teo an!
:( sy misy fisaorana fa io no maham-pinamana antsika an !:)
32. marozevo ( 19/04/2006 20:40)
Ary angamba izany mety misy verset miverimberina ry Fiffi ah. Izaho kosa manko tsy afaka hoe hijery isan'andro. Io verset lazainao io foana manko no hitako isaky ny mijery aho.
33. Fiffi ( 20/04/2006 13:58)
ka raha ohatra hoe tsy ni-telechargenao angamba no mahatonga azy hiverimberina koa , fa na izany aza dia ny ahy aloha dia raha vao manokatra ny pc zah dia io aloha ny hitako voalohany an! fa mihova isan'andro ilay izy . Ary efa ela tokoa aho no mijery an'io .
34. marozevo ( 20/04/2006 15:07)
Eny ary fa ho telechargena amin'ny manaraka eh. Resaka teknika hafa indray izay, ka asa na ho haiko na tsia.
35. Fiffi ( 26/04/2006 08:31)
ny androany dia:
Demandez, et l'on vous donnera; cherchez, et vous trouverez; frappez, et l'on vous ouvrira. Car quiconque demande reçoit, celui qui cherche trouve, et l'on ouvre à celui qui frappe. Luc 11:9-10 LSG
Dia mazotoa ary ; fa 1minitra fotsiny dia vita io teléchargement io an!
36. Fiffi ( 26/04/2006 08:33)
marozevo: ho antsika tsirairay io voalaza io , fa raha mahatsikaritra ianao dia ... avelako ianao hanoy azy.........
37. marozevo ( 27/04/2006 21:28)
Tena tsy azoko veroka ilay tohiny andrasanao ry Fiffi....
38. Fiffi ( 28/04/2006 08:02)
Eny ary fa ho telechargena amin'ny manaraka eh. Resaka teknika hafa indray izay, ka asa na ho haiko na tsia.
dia io no namaliako azy " cherchez, et vous trouverez; celui qui cherche trouve satria nianjera tamin'io nolazainao io ny verset n'io andro io.
39. Fiffi ( 28/04/2006 08:10)
izany hoe : tamin'io andro io dia nilaza ianao hoe " Resaka teknika hafa indray izay, ka asa na ho haiko na tsia." ary nisy "concidence" ve ? satria ny verset n'io andro izay nilazainao an'io dia io nalefako io hoe "Demandez, et l'on vous donnera; cherchez, et vous trouverez; frappez, et l'on vous ouvrira. Car quiconque demande reçoit, celui qui cherche trouve, et l'on ouvre à celui qui frappe" dia izay koa no nilazako hoe "fa raha mahatsikaritra ianao dia ... avelako ianao hanoy azy......... dia araho io voalazan'ny verset io no tiako tohizinao na nataonao.
40. marozevo ( 28/04/2006 15:01)
He izany halalin'ny sainao ry Fiffi.
Asa na coincidence ? Andriamanitra mahay mihoatra noho izat eritreretintsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461