Mitady asa!
1. Herimiafina
(
24/03/2006 20:21)
Filaharana hitady asa, mandalo tsirairay eo anoloan'ny mpiandraikitra ny fampidirana mpiasa.
Tonga teo amin,ny tour-ny ity lehilahy iray, toa maosimaosy ihany.
Mpiandraikitra: Anarana?
Ilay rangahy: Rakoto.
Mpiandraikitra: Fanampiny?
Ilay rangahy: Severin.
Mpiandraikitra: Fonenana?
Ilay rangahy: Tsiadana VA4 tompoko.
Mpiandraikitra: Diplaôma?
Ilay rangahy: CEPE, BEPC, CFPCES, BAC serie A, Bac serie D, bac serie C, BTS informatique, BTS en bâtiment, Ingénieur agronome, Ingénieur polytechnicien, mathematique supérieure, Maitrise en Geographie, Medecine générale, Maitrise en Droit public.....
Mpiandraikitra: (Avy hatrany dia nanapaka ity rangahy): "aoka izay fa ampy, aoka izay fa tonga dia voaray avy hatrany rangahy, aiza indray no hahita olona be diplaoma toa anao izany?."
Ilay rangahy: "ka ny olana anie andriamatoa mpiandraikitra dia mbola tsy misy hananako ireo diplaonma ireo na iray aza e!" hehehehe=))=))=))=))

novalian'i kala ny 04/04/2006 07:23
2. Fiffi
(
24/03/2006 20:30)
=))=))=))=))=))tokony mba nomen'ilay Mpiandraikitra diploma kosa lery fa mba nahavaly hoe inona sy inona avy no karazana diploma koh! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. Veloo
(
24/03/2006 20:31)
:-D:-D:-D njy ko to otran'io knou :-D:-D:-D mbola tsy hananan-njy akory ireo =))=))=))
6. Herimiafina
(
24/03/2006 21:33)
Dia mbola misy tohiny iray koa:
Mpiandraikitra: "tsy voaray ialahy fa mahay noho ny Deba".
hehehehehe=))=))=))=))

8. lapino
(
25/03/2006 01:48)
Mpiandraikitra: Diplaôma?
Ilay rangahy: CEPE, BEPC, CFPCES, BAC serie A, Bac serie D, bac serie C, BTS informatique, BTS en bâtiment, Ingénieur agronome, Ingénieur polytechnicien, mathematique supérieure, Maitrise en Geographie, Medecine générale, Maitrise en Droit public.....
Ko tsy efa retirety ve am'zany vô hitady asa ? :-D:-D:-D
9. Fiffi
(
25/03/2006 05:27)
ka mety intelligenta be lery de mbole kely de nahazo diploma kosa ry lapino ah! de nanao collection:-D:-D
10. pissoa
(
25/03/2006 05:41)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Herimiafina:Inn kay ry zareo izany maosimaosy?
Tonga teo amin,ny tour-ny ity lehilahy iray, toa maosimaosy ihany.
12. kala
(
25/03/2006 08:47)
HM > mitovy amiko zany le tary ko, indrindra raha nataony hoe Sévérine sady zà sévère be rahateo. 8)8)
tsy misy ananako daholo reo tompoko :evil:

15. pissoa
(
25/03/2006 17:56)
fasaly, sotsa :-*
Kiii, maosimaosy be kou zah zany kle ... maosimaosy avy de tsy hay :-w:-w:-D:-D:-D:-D:-D