Mitady asa!
41. mamzelkely
(
28/03/2006 08:10)
Herimiafina:
Ka ny anao Haute-ville fa ny an'ilay rangahy Tsiadana, hehehehe=))=))
ary enao ty aza ngô de havanay de efa tany§ aminay :roll::-D:-D:-D:-D
43. Herimiafina
(
28/03/2006 13:56)
mamzelkely:
Herimiafina:
Ka ny anao Haute-ville fa ny an'ilay rangahy Tsiadana, hehehehe=))=))
ary enao ty aza ngô de havanay de efa tany§ aminay :roll::-D:-D:-D:-D
Izaho ilay bandy, nananihany anao foana e!
Izaho ilay bandy, nandiso lava ny fotoana.......:*
45. Herimiafina
(
28/03/2006 14:07)
Fa izao aho nanenina fa kay ianao azo hanaovana :*:*:*:* be dia be knou! hehehehe=))=))
46. mamzelkely
(
28/03/2006 14:07)
enao le bandyh zany :roll: hummmmm michy miaramila bdb ngeh eo akaikinay eeeee hummm sô de samboriny eo enao =))=))
47. Herimiafina
(
28/03/2006 14:11)
Manao akanjona Capitaine zah de garde vous daholo ry zareo, hehehehehe=))=))
de tsika sy njy amin'io :*:*:*:*
de tsika sy njy amin'io :*:*:*:*
48. mamzelkely
(
28/03/2006 14:18)
ountsssssss ko ra ts zay ankanjo ko no hanakana an njy zareo hisambotra anao ko :roll:=))=))
49. Herimiafina
(
28/03/2006 14:47)
Tena mety tsy hety marina klé, ary maninona moa raha njy no makany aminay e? Any mantsy mba i mamanay sy ry bavinay fotsiny no sedraindry any fa tsy miaramila! hehehehe=))=))
54. mamzelkely
(
31/03/2006 08:27)
Herimiafina:
Tena mety tsy hety marina klé, ary maninona moa raha njy no makany aminay e? Any mantsy mba i mamanay sy ry bavinay fotsiny no sedraindry any fa tsy miaramila! hehehehe=))=))
sô de matimaty fôna amizany za ry herimiafina klé :-D:-D
