tasy mainty

1. rapala ( 20/03/2006 11:09)
henoke fa hoe ny mahatonga ilay tasy mainty amin'ny tarehintsika dia noho ilay masoandro, tamintsika mbola kely tsy mba niaro @ masoandro. Nefa ahoana any afrika koa ange mipoka foana ny masoandro, any joumaika ko...nefa ry zalahy toa tsy misy tasy mainty izany.

dia inona koa no mba azo atao aminy,betsaka manko ny malagasy vehivavy voan'io.
novalian'i rapala ny 24/04/2006 08:29
2. rurik ( 20/03/2006 11:34)
tasy ahoana ohatra fa maro karazana ny tasy ?
3. rapala ( 20/03/2006 11:42)
eo amin'ny tarehy misy tasy, ohatran'ireny may ireny fa tsy mena fa mainty. tsy mainty be akory fa mi- gene iany na dia izany aza - tsy afaka ny menakin'ny vazaha na dia lafo tahaka ny ahoana aza ny vidiny.
4. majakely ( 20/03/2006 11:46)
:?:panda zany ,,, :?:
5. Kadoda ( 20/03/2006 12:29)
Panda ve tsy ho afaky ny pandalao?
6. rapala ( 20/03/2006 12:34)
eh, eh, panda marina kay lety e!:-D:-D
ka ilay pandalao ange ka any dago vao mahita e, sady ny namako sasany milaza fa tsy dia misy fihaitrany firy.:(:(
7. booboo ( 20/03/2006 14:51)
Manatona ihany dermato fa ndraindray raha tsy voatsabo tsara ireny panda ireny dia mivadika raha hafa. ndraindray koa tsy noho ny asan'ny masoandro @ hodi-tava no mahatonga ilay izy fa raha hafa mihitsy.

Hitako t@ nahazo ny mamako ireo manko.
8. fasaly ( 20/03/2006 15:13)
rapala: ka ny afrikanina ange efa maintsy de tsy hita lay tasy mainty e!:roll::roll::roll::-D

panda zany e! tsy manao fiarovana contre ny masoandro de tratra an'io
9. rapala ( 20/03/2006 16:35)
ka taminy fahiny isika tsy nahay niaro @ masoandro izany, izao vao mitraika ilay izy:x

booboo, ahoana izany namanao izany, tantaraao hoe so mba misy hevitra azo halaina ihany.:wink:



10. akamatiana ( 20/03/2006 16:43)
ny fahazoako azy njay an!! d ny panda aretin'aty , de any izy no mipotsa , asany klou euuuh!!:roll:
11. pitchou ( 20/03/2006 16:58)
mandehana re any @ dermato! misy karazany maro manko ny tasy @ tarehy! d aza d mampiasa ireny produit tsy hay hay ireny na vita inona na vita inona sao tsy mety @ tarehanao! ny creme solaire tsy maintsy IP maximal foana no ampiasaina
12. rapala ( 20/03/2006 17:09)
marina ny any pitchou^:^ ilay manao nao foana tokoa nage vao miasa miagrave ilay izy e - merci pitchou
13. Veloo ( 20/03/2006 21:07)
oy akama ;
ny fahazoako azy njay an!! d ny panda aretin'aty , de any izy no mipotsa , asany klou euuuh

ie misy marina io...
misy tsy ampy (vitamine) no mahatonga an'ireny...
za tsy misy an'io ka:wink:
14. soasoafy ( 21/03/2006 10:45)
mahatsikaritra mintsy aho @zao fa na lehilahy aza de misy panda, ny antony de vokatry ny masoandro zany hoe coups de soleil no mahatonga ny tasy.Taloha tsy dia betsaka ny ol misy tasy,fa ankehitriny efa miha manify ny couche d'ozone de mahery be ny herin'ny masoandro de tsy zakan'le hoditra tsony.
Ny fanafodny de aza tia hosotrosotra fa miala ho azy eo iny fa maharitra aloha e,aza mitanin'andro
15. booboo ( 21/03/2006 11:23)
euh...manatona ihany dokotera fa ndraindray raha tsy voatsabo ilay panda dé mety hivadika cancer de la peau ny farany.

Rapala > ny an'i mamako, fa tsy namako, ny aretin'ny fony ( misy lalan-drà bouché ao fa tsy tadidiko ny anaran'ilay aretina ) no nampisy panda ny tarehiny + effets n'ny masoandro.

Re-manatona foana dermato fa tsy hay avy ety ivelany hoe inona ilay tena antony.
16. Veloo ( 22/03/2006 02:06)
booboo a ny tavy no mi-bouche ny lalan-dra dikan;izany be cholesterol aky mamanjy asaivo mihinana poma betsaka izy, oi i cutie zay ko oe misotro divay kely , ny fisotrona the vert no tena tsara ko:wink:
ie mila manatona radoko aloha e...:-*
17. booboo ( 22/03/2006 16:35)
veloo > :wink: aaa, ny azy hafa mihitsy no naha-bouché ny lalan-drà-ny kah.
18. Veloo ( 22/03/2006 21:06)
booboo zany ve? dia manareta soa azy aky a:-*:-*:-*
19. vale ( 25/03/2006 12:29)
rapala: jereo fa misy ihany ny crème manala ireny panda ireny, rehefa crème spécial taches brunes dia izy izay kà!nefa aloha tsara2 kokoa mijery dermato ihany raha azo atao ê!:wink:
20. rapala ( 27/03/2006 07:17)
ilay dermato ange ka lafo be ry vale e! Vao nividy l'Oreal aho izao; 2 izy @ boaty dia ny 1 mi-peel dia ny 1 menaka miaraka @, mbola tsy misy vokany aloha hatramin'izao satria vao nanombaka za - io indray ilay manaonao foana:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.136