tasy mainty
21. Sorate
(
28/03/2006 04:12)
Soso-kevitra hafa ity : ataovy produit naturel ndray fa reny tsisy effet secondaire . Fa zao koa tsara jerena ihany ,ohatra we : jerena aloh sô de aretin'aty no mahatonga azy de ny aty no sitranina fa tsy ny tarehy no victime .Fa misy zava-maniry tena manadio tarehy an
22. rapala
(
28/03/2006 08:17)
Inona akia ry sorate no zavamaniry manadio tarehy? Tena vao miasa tsara. Sur mihintsy aho fa tsy aty e, efa natao analizy mihintsy.
23. vale
(
28/03/2006 16:40)
rapala: izany tambarasà izany hono toa manala panda, henoko tam ny radio io :)
andramo ihany aloha ilay crèmes spéciales taches brunes io fa ny an'i mamanay nampiasa an'io fa tena nadio ny tarehany. Any @ para-pharmacie misy azy:wink::wink:
andramo ihany aloha ilay crèmes spéciales taches brunes io fa ny an'i mamanay nampiasa an'io fa tena nadio ny tarehany. Any @ para-pharmacie misy azy:wink::wink:
24. rapala
(
30/03/2006 10:00)
misaotra vale a, dia mba hanontanio hoe mamanao @ anaran'ilay menaka hanaovany,stp:wink:
25. tsitoaina
(
07/04/2006 07:12)
ny mahatonga azy io dia mety miasa saina be loatra ilay vehivavy na koa tia mihinana sakafo mavesatra oh:sakay ,kafe ..........
27. bellla
(
20/04/2006 19:17)
raha ohatra aky ka sur ndry fa tsy aretina avy anaty le izy de mba ohary hosorana akondro fa ireny telo rirany ireny ihany no mety, ahosotra eny anatin'ny 30mn avy eo dia sasana amin'ny rano matimaty. Andramo moa. Aza atao mihoatra io 30 mn io fa sao de misy efeny haf, ataoy maraina sy hariva. Mba ohary ihany moa fa nahafaka ny an'tantine nay zay.
28. rapala
(
21/04/2006 11:05)
Manaona daholo indray aloha, nanao paka sambatra daholo isika?
tsitoaina> izaho aloa tena ti sakay ary misotro kafe fa tsy betsaka izany - kafe 3 kopy max. dia sakay 1 isan'andro max, indraidray aza hadinoko na tsy misy d tsy maka.
bella> akondro telo rirany izany ve tsy ilay akondrony komorian ireny, manta? Izahay akia mbola vo firy tona dia asin'ity tasy ity sahady - ny mony aza tsy misy kou!

29. bellla
(
22/04/2006 15:13)
rapala: tsy haiko aloha na akondrony komoriana le izy fa reny telo rirany reny e! de le masaka tsara fohaninan iny no anaovana anazy fa tsy manta akory.
de mahasoava
de mahasoava