Aiza ...
81. lapino
(
13/03/2006 16:00)
watafon:
sasa, taitra aôna moa akia? k mahagaga le izy kou !:-D:-D:-D
veloo,za lou mbola tsy nahita saka sy bitro niara-monina e! ny bitro ndray mantsy tsy mahay miditra anaty kalisy fa mitaingina kalesy no hainy ! =))=))
Jereo eto
:-D:-D:-D
Farafaharatsiny aloo mba tsy voatery miafina :D
82. Herimiafina
(
13/03/2006 16:06)
Otsan'ny nahita sarina saka miboridana izaho izany tao ambonimbony tao klé. hehehehehehe=))=))=))=))
83. Herimiafina
(
13/03/2006 16:31)
pissoa:
Blagy tamin'ny teny Frantsay an, nadika (vilana) ho teny Malagasy :roll:
Volana Avril ony zany an, efa akaiky ny Paka. Dia tamin'ny oran'ny Katesizy tany ampianarana dia nanontany i Mopera hoe:
-Efa nitsangana tamin'ny maty ny "Bon Dieu" ... aiza izany Izy izao?
Dia samy mamaly ny mpianatra. Dia misy miteny hoe "Ato am-poko", dia ny sasany hoe "Any amin'ny paradisa". Fa nisy bandy kely namaly hoe
-Ao amin'ny salle de bains :roll:
Dia tezitra i Mopera an, fa na izany aza nanontaniany ihany ilay bandy kely hoe fa ahoana no hitenenanao an'izany de ...
-Ka isaky ny mifoha i dadanay amin'ny maraina tsinn, dia mitsangana, dia mandeha eo amin'ny varavaran'ny salle de bains, dia gdo gdo gdo ... de milelalela foana hoe BON DIEU, T'ES ENCORE LÀ ?
Celui dont le nom ne doit jamais être prononcé!!!!
84. Veloo
(
13/03/2006 17:37)
wata a :-D:-D:-D mitovy hena ny saka sy ny bitro ka =))=))=))
io ndray ilay jereo eto nareo sy dadabe :roll::-D:-D:-D:-D
io ndray ilay jereo eto nareo sy dadabe :roll::-D:-D:-D:-D
87. sasa
(
14/03/2006 04:02)
raikitra ndray ny aretina ato Jereo eto
watafon ka mandainga kosa elah raha tsy taitra tam le kalisy e!:-D:-D:-D
watafon ka mandainga kosa elah raha tsy taitra tam le kalisy e!:-D:-D:-D
88. pissoa
(
14/03/2006 04:33)
dadabe, hita eny foana wa ny olona miala sakana eeee =))=))
Veloo, ngah indry efa nihinana saka kle, grrrrrr :roll:
Veloo, ngah indry efa nihinana saka kle, grrrrrr :roll:
89. bebe
(
14/03/2006 05:41)
miala "saka"na angamba no tokony hanoratana azy dia mazava be lay kôzy =))
90. kala
(
14/03/2006 15:10)
ddb > efa tsy azo @ le fikan'antitra jereo eto tsony ô!:wink::wink:
le jereo ary zao no hianarana jerena :-$
le jereo ary zao no hianarana jerena :-$
91. watafon
(
14/03/2006 18:10)
sasa,:-D:-D
veloo, mety ho marina zany fa za alou mbola tsy nihinana piso e! :-D:-D
veloo, mety ho marina zany fa za alou mbola tsy nihinana piso e! :-D:-D
92. Veloo
(
15/03/2006 01:01)
wata, pissoa :-D:-D:-D:-D za ko mbola tsy nihanana ka na bitro ko ary...tsy azo hanina reny ka:-D:-D:-D:-D
99. pissoa
(
17/03/2006 18:22)
Maninn an'lah indray zah ry lapino :roll::roll:
Bitro anie no resahiko fa tsy lapino e :°)
Bitro anie no resahiko fa tsy lapino e :°)