Aiza ...

1. pissoa ( 11/03/2006 12:52)
Blagy tamin'ny teny Frantsay an, nadika (vilana) ho teny Malagasy :roll:

Volana Avril ony zany an, efa akaiky ny Paka. Dia tamin'ny oran'ny Katesizy tany ampianarana dia nanontany i Mopera hoe:
-Efa nitsangana tamin'ny maty ny "Bon Dieu" ... aiza izany Izy izao?
Dia samy mamaly ny mpianatra. Dia misy miteny hoe "Ato am-poko", dia ny sasany hoe "Any amin'ny paradisa". Fa nisy bandy kely namaly hoe
-Ao amin'ny salle de bains :roll:
Dia tezitra i Mopera an, fa na izany aza nanontaniany ihany ilay bandy kely hoe fa ahoana no hitenenanao an'izany de ...
-Ka isaky ny mifoha i dadanay amin'ny maraina tsinn, dia mitsangana, dia mandeha eo amin'ny varavaran'ny salle de bains, dia gdo gdo gdo ... de milelalela foana hoe BON DIEU, T'ES ENCORE LÀ ?
novalian'i pissoa ny 21/03/2006 10:17
2. Fiffi ( 11/03/2006 13:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 11/03/2006 13:37)
tsy ratsy an! =D=D soahiany aza fa tsy teny ratsy no nataony :-D:-D:-D:-D:-D
4. watafon ( 11/03/2006 13:46)
:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 11/03/2006 13:51)
taitra tampoka tao i wata zany raha voa nahare hoe Bon Dieu ve ? :-D:-D:-D
6. lapino ( 11/03/2006 14:11)
Milay be angamba ao anatin'ilay kalisy, de misy tsy miala mihitsy ko! :-D:-D:-D
7. Fiffi ( 11/03/2006 14:13)
kay taitra koa i lapino ? :-D:-D:-D:-D:-D
8. pissoa ( 11/03/2006 14:16)
Hihihi, watafon :-*:-*:-D:-D:-D:-D
Fiffi, io lapino io retsy mirediredy fotsiny ah :-D:-D:-D
lapino, ka ny an'iny an'azy irery ny salle de bains dia tsy miala mihitsy izy kou :-D:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 11/03/2006 14:21)
:-D:-D:-D:-D:-D ry lapino sy wata ve rangaha raha vao resaka kalisy dia indreny fa tonga tsy natsohina akory :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. dadabe ( 11/03/2006 14:56)
hummm efa hhenoko io le , fa izany hoe milay aloha e
11. Fiffi ( 11/03/2006 15:00)
inyfa taitra koa i dadabe naheno ny kalisy :-D:-D:-D
12. dadabe ( 11/03/2006 15:25)
:-$:-$:-$m tsy ho entiko any andohalo eo toi fa..:-$
13. pissoa ( 11/03/2006 15:31)
bedada anie mopera kou e, tena serieux io an :roll::roll:
14. Fiffi ( 11/03/2006 17:40)
ok ! dadabe :-$:-$:-$:-$ :)
15. watafon ( 11/03/2006 19:36)
inn zao no idiran'ny kalisy any @ douche kay?:-D:-D:-D
pissoa, :-*:-* koa e!
16. pissoa ( 11/03/2006 19:38)
Hihihi, anontanio an'i lapino ry wata fa zah kou tsy mahazo mihitsy ah :roll::roll:
17. watafon ( 11/03/2006 19:41)
pissoa, andraos ary fatedaviko izy e!
18. pissoa ( 11/03/2006 19:51)
Hihihi, jereo ngo de ao amin'ny douche ao indray :-w:-D:-D:-D:-D:-D
19. lapino ( 11/03/2006 20:07)
watafon: http://pissoa.blaogy.com/blog/blaogy_pissoa/resource/sariko/cat-relax.jpg
:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 11/03/2006 20:34)
=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7592