Aiza ...
65. dadabe
(
12/03/2006 17:12)
vitan'izy mitsam irery ny sehatra kle , zao tafakatra 34 sahady ny isa , manararaotra nyandro alahady nareo mitsam izany a, de aleo avoakako ny sekire
hahahahaha
hahahahaha
72. sasa
(
13/03/2006 03:47)
=))=))pissoa lapino dadabe mampmé mintsy ianareo kan =))=))=))
pissoa ary hay ve tena njiko io ao anaty kalisy io e! hitako i wata sy lapino taitra kou:-D:-D:-D
pissoa ary hay ve tena njiko io ao anaty kalisy io e! hitako i wata sy lapino taitra kou:-D:-D:-D
73. pissoa
(
13/03/2006 04:09)
:-w:-w Ary tsatsan'ny specialite-n'i bedada indray marina mafy kle :roll::-D:-D:-D:-D:-D
lapino :-*:-*:-* :-D:-D:-D:-D:-D
lapino :-*:-*:-* :-D:-D:-D:-D:-D
75. watafon
(
13/03/2006 06:40)
sasa, taitra aôna moa akia? k mahagaga le izy kou !:-D:-D:-D
veloo,za lou mbola tsy nahita saka sy bitro niara-monina e! ny bitro ndray mantsy tsy mahay miditra anaty kalisy fa mitaingina kalesy no hainy ! =))=))
Jereo eto
veloo,za lou mbola tsy nahita saka sy bitro niara-monina e! ny bitro ndray mantsy tsy mahay miditra anaty kalisy fa mitaingina kalesy no hainy ! =))=))
Jereo eto
76. kala
(
13/03/2006 07:03)
iny ndray no tsy hitako =))=))=))=))=))=))
pissoa > =D=D=D=D=D=D fa le bdd koa mahazo kely =D=D=D=D sady asiana :evil::evil: ihany ve manondrantsondrana.
Hoatran'ny hoe dadabe miala sakana zany :-w
pissoa > =D=D=D=D=D=D fa le bdd koa mahazo kely =D=D=D=D sady asiana :evil::evil: ihany ve manondrantsondrana.
Hoatran'ny hoe dadabe miala sakana zany :-w