mamy ny atsy, fy ny eroa, de tsy sahy milaza fa tsy tia!

1. soaniary ( 06/03/2006 09:54)
Maninona kay ny olona no tsy sahy milaza we tsy tia @ olona efa notiaviny teo aloa (tsy sarahiny akory) nefa izy efa mitia olona hafa, izany hoe : manao fitan-droa! Fa inona no tena manakana ny tsy hilazana zay marina, de le fitia voa1 sa le fa2 no tena tiany zany?
novalian'i kala ny 14/03/2006 10:58
2. rebecca ( 06/03/2006 09:59)
samy tiany. Mampalahelo izay ajanona :P
3. booboo ( 06/03/2006 10:07)
ié sady sao votsi-droa eo koa.
4. Ralay ( 06/03/2006 10:26)
Soa ny manadroa hono :lol:
5. fasaly ( 06/03/2006 10:28)
ralay: kanefa tandremo fa zay tsy mahay hono votso-droa:wink:
6. mandrindra ( 06/03/2006 10:44)
soaniary, na voalohany na faharoa na fahafiry dia samy tiany daholo e, fitiavana tsy lany zaraina fa mora vokarina.
7. fasaly ( 06/03/2006 10:46)
ny an'i mandrindra ndra yato toa efa tsy hoie tsara ny manandroa tsony fa tsara ny manana maro....:roll::°):-D
8. mandrindra ( 06/03/2006 12:32)
azon'i fasaly tsara ilay tantara :D
9. Fiffi ( 06/03/2006 12:37)
mety matahotra angamba izy hilaza ny hoe "tsy tiako intsony ianao" sao sanatria hisy fihetraikany ohatra hoa "famonoan-tena" na zavatra hafa ?
10. Fiffi ( 06/03/2006 12:39)
sady fiahatsaram-belatsia koa ny hataony , dia avy eo izy mampiaraka , ary mety hataony koa izay ahatratraranao azy @ izay ianao no hisaraka voalohany dia afaka izy!
11. kala ( 06/03/2006 12:43)
amiko ndray ry soaniary dia fitiavan-tena tsotra izao fotsiny ny te-hanan-droa:wink:

manin raha ilay ray iny ihany aloha tiavina de rehefa misaraka indray mitady izay hotiavina manaraka ê!:)

ny anahy manokana aloha dia tena tiako lny lhl iray milaza direkta amiko we "aoka izay......" toy izay anaovana toetra tsy zaka eo @ fitiavana fotsiny...Mitady fahoriana hoan'ny tena?

Ary zà kou tsy menatra milaza an'izany raha izay no ambaran'ny fokokeliko..we tsy tia intsony.:-$





12. fasaly ( 06/03/2006 13:19)
Fiffi:

mety matahotra angamba izy hilaza ny hoe "tsy tiako intsony ianao" sao sanatria hisy fihetraikany ohatra hoa "famonoan-tena" na zavatra hafa ?



fiffi: zà njainjay matahotra milaza izany satsia tsy tiko lay mankarary fo oul:°)

mandrindra: azoko tsara ny tian'i toi hatao fa tandremo lahy fa raha maro lotsa kou nge manody e!:-D
13. fasaly ( 06/03/2006 13:22)
kala: ié marina zany, fa raha sendra miaraka am oul roa dia tsy maintsy misy foana ny tiana koka noho lay raika:°), ary fa maninona tokoa wa no mitia oul roa e!:roll::-w
14. mamzelkely ( 06/03/2006 13:27)
ka eh zany izy we mamy ny atsy fy ny aroa donc samy tsara dôly de aleo izy ho ao ko aveo hita eo :°)
15. fasaly ( 06/03/2006 13:37)
izany an!:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 06/03/2006 13:42)
fasaly a, tsisy manody izany ireny fasamy mahazo amano daholo ny rehetra e. malalaka ny kianja.
17. fasaly ( 06/03/2006 13:52)
matandraka be zany ny fitaovana an!:roll::-D:-D:-D
18. soleil ( 06/03/2006 14:51)
soaniary:

Maninona kay ny olona no tsy sahy milaza we tsy tia @ olona efa notiaviny teo aloa (tsy sarahiny akory) nefa izy efa mitia olona hafa, izany hoe : manao fitan-droa! Fa inona no tena manakana ny tsy hilazana zay marina, de le fitia voa1 sa le fa2 no tena tiany zany?




Ny anao ary zany resaka fitiavana mety mbola sarotra fa ny zavatra tena tsy azoko indridnra ny eto @ net de ny olona mangataka sary ohatra nefa ny serasera namana tsotra no tadiavina de tsy mamaly na manoratra na manao inona ntsony avy eo nefa serasera madio sy tsotra no resaka , aza gaga ianao fa ny olona tsy ho ary tsotra toy anao daholo akory
19. fasaly ( 06/03/2006 15:09)
zany an!:
fa inona kosa ary anefa ny tsy hifanomezana sary raha ilaina zany na de ataoko aza hoe namana tsotra e!
zà kosa kalou tiko lay mifanome sary mba hifankafahantarana koukou e! eny na de namana tsotra hoy aho an:°):wink:
fa zà kalou mamaly ihany na de tsy mahazo saryaza e!:°)
20. Veloo ( 06/03/2006 16:53)
mamy ny atsy, fy ny eroa, de tsy sahy milaza fa tsy tia!

dia ratsy zany mampijaly ol roa zany kle... raha itako tonga dia ihalako :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2487