mamy ny atsy, fy ny eroa, de tsy sahy milaza fa tsy tia!

21. cutie ( 06/03/2006 17:05)
veloo,samy tiana koa :-D:-D:-D
22. fasaly ( 06/03/2006 17:31)
Veloo:

mamy ny atsy, fy ny eroa, de tsy sahy milaza fa tsy tia!

dia ratsy zany mampijaly ol roa zany kle... raha itako tonga dia ihalako :twisted:



hihihi kozy ??????ary mahery izany vevavy raika zany an!
ié zà kou alou aleoko mandefitra e! zay mandefitra de miala:^)
23. Veloo ( 06/03/2006 17:57)
24. fasaly ( 06/03/2006 18:40)
cinq cinq mintsy ry veloo a!
fa mety samy miala kou nge lay oul roa e!:wink:
zay vao hoe tahaka izan ihany sa ahoana ozy njy????
25. Veloo ( 06/03/2006 19:50)
ie :-D:-D
26. cutie ( 06/03/2006 19:54)
tsy mazava :roll:
27. Veloo ( 06/03/2006 20:06)
28. cutie ( 06/03/2006 20:08)
veloo,tsy arako ny resakareo 8O
29. Veloo ( 06/03/2006 20:22)
ok
oy i veloo:
dia ratsy zany mampijaly ol roa zany kle... raha itako tonga dia ihalako

dia oy i fasaly oe:
hihihi kozy ??????ary mahery izany vevavy raika zany an!
ié zà kou alou aleoko mandefitra e! zay mandefitra de miala

dia avy eo oy i veloo oe;
zany mihitsy ka
dia avy eo i fasaly ndray niteny oe:
fa mety samy miala kou nge lay oul roa e!
zay vao hoe tahaka izan ihany sa ahoana ozy njy????

dia oy i veloo oe: ie
30. cutie ( 06/03/2006 20:24)
veloo hihihihihihihihi, mazava :-*:-*:-*:-*
31. Veloo ( 06/03/2006 20:30)
:-D:-D:-D:-*
32. cutie ( 06/03/2006 20:35)
fasaly [ Valio ] 06-03-2006 21:31:00
Lohateny : Re : mamy ny atsy, fy ny eroa, de tsy sahy milaza fa tsy tia!
Hoy i Veloo:

mamy ny atsy, fy ny eroa, de tsy sahy milaza fa tsy tia!

ary io ry veloo? tsy mazava koa
33. Veloo ( 06/03/2006 21:13)
cutie a mamaly an'io no nataoko io mantsy ny size.. hihihi:-D^^
34. kala ( 07/03/2006 05:51)
fasaly > ny mahatonga ny ol mitia ol roa angamba de le fo mihitsy no mitady hipasaka roa (l)ohatra.:-D

veloo > mitovy hevitra tsika roa eto=D
35. mamzelkely ( 07/03/2006 06:14)
ny mahatyonga olona tia olona roa amiko de resaka complémentarité zany we misy zvt iray ts hanan ny le olona iray nefa hanana n iray de zay le izy fa le izy akory ts we fahafinaretana ny hampijaly ftsn [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/classique/vignette2/thumbnails/ripeer_gif.gif[/IMG]
36. mandrindra ( 07/03/2006 09:16)
marina izany ry mamzelkely a, ny fitiavana olona roa na maro dia tsy manana tanjona ny hampijaly, fa mitondra fahafahampo

fasaly, ka ho atao inona fotsiny ary ny fitaovana raha tsy ampiasaina :D
37. fasaly ( 07/03/2006 15:13)
mandrindra::roll::roll::roll: ampiasaina ka! ampiasaina sao de harafesina eo kanou!:°):-D sady zà wa tsary tia anreny fitaovana arafesenina be reny :-D


mamzel: an han! complemantera, marina mahintsy zany ary izy mahay zavatsa mahintsy:°)


38. Veloo ( 07/03/2006 21:21)
mandrindra :roll::roll: de loza mihitsy zany...
kala:wink:
39. kala ( 08/03/2006 06:02)
mandrindra : non! zà tsy manaiky an'izany fahafahampo azo zany ka! tsy maintsy mitongilana kely foana io ê! :wink:

fasaly > f'in kou ty nahazo @ harafesina....:oops:
40. mamzelkely ( 08/03/2006 06:35)
fasaly< :-$ aza be kôzy klou ka aleo hande miadana le izy [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/langue/vignette/thumbnails/tongue3_gif.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2662