be fika
1. kala
(
03/03/2006 15:36)
Nanao vizity medikaly ity pilôty Airbus efa tsy de mahita tsara ny masony.:roll:
Fetsy leiry :ianarany dieny mialoha ny famakian-teny.
Gaga radoko hany ka nampifamadihany ny litera rehetra.:idea: Tratra leiry:evil:.
Raikitra ny fanadihadiana
Radoko : ahoana no ataonao mitondra io airbus io nefa enao aza ty tsy mahita tsara?
Pilôty : tsotra ka! ampy ange le sarisary eny @ tany reny ê!Sady efa haiko daholo zany. :arrow:
Radoko : de ahoana ndray rehefa hiainga?:!::!:
Pilôty : vao mainka mora ê!rehefa mahazo ny top avy @ radio de lasa izao.sady @\'izao fotoana zao koa ange efa irony ordinatera irony manampy ê!:wink::wink:
Radoko : de ahoana refa hijanona?:-w:-w:-w
Pilôty : tena farany tsotra radoko â!:-$:-$manaraka fotsiny ny torolalana avy eny @ seranana ny @ toerana tokony hijanonako....
De miandry ny kôpilôty hanao we \"HEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE INON TY ATAO\"
de ampikariko kely ny lohany de ajanoko tsara @\'izay.
:lol::lol::lol:

novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:48
11. Veloo
(
03/03/2006 21:02)
eeeeeee otran'ny tsy gasy njy ka zay ataon-njy belges ko tsy ho belge ko njy :-D:-D
20. pissoa
(
04/03/2006 16:21)
Zah angamba tsy hiverina eto intsony fa ngode tratra eto kou :-D:-D:-D:-D