be fika

21. watafon ( 04/03/2006 16:24)
tsatsa maninn kou kay ? nanao ratsy nga njy ?:-D:-D
22. sonwin ( 04/03/2006 16:26)
tratra nanindry ny tsy misy :-D
tia tena izy fa tsy sangy intsony:

Jereo eto
23. pissoa ( 04/03/2006 16:29)
Hihihi, tratra manindry ny tsy misy na ifindran'ny aretin'i bedada ry watafon ah!

sonwin, mianatsy ny mandainga an :°)
24. watafon ( 04/03/2006 16:33)
pissoa, ny soa no fianatra retsy an !!
sw,mbola manohy ihany an !:cry:
25. pissoa ( 04/03/2006 16:38)
Zah klou tsy hianatra an'io e
26. watafon ( 04/03/2006 16:41)
pissoa, zay ahay !:-*:-*:-*
27. pissoa ( 04/03/2006 16:43)
Njyyyyy, ary aza tomany intsony fa efa lasa sonwin an :-*:-* Dia tsisy Jereo eto istsony :-D:-D:-D
28. watafon ( 04/03/2006 16:48)
:-D:-D:-D eto moa zany afaka miteny mafimafy sa ?
29. pissoa ( 04/03/2006 16:49)
Hihihi, afaka mikiakiaka mihitsy! :-D:-D:-D
30. watafon ( 04/03/2006 16:58)
tandremo fa iny misy oul vao2 an !!! fa tsy maninn !!!
31. pissoa ( 04/03/2006 17:02)
Hihihi, efa hitako iny dia efa nasaiko nanaraka an'i sonwin kou =))=))
32. watafon ( 04/03/2006 17:05)
=))=))=)) hitako mitsy le a @ xxx iny e!!!!
33. pissoa ( 04/03/2006 17:11)
Hihihi, ka efa lasa izy wa eee :-D:-D:-D
34. watafon ( 04/03/2006 17:15)
njy kosa nasika loatsa e! fa tsy maninn ....:-D:-D:-D
35. Veloo ( 05/03/2006 02:37)
:roll:
36. akamatiana ( 05/03/2006 05:32)
:roll::roll:
37. dadabe ( 05/03/2006 05:54)
:°)
38. sonwin ( 05/03/2006 15:33)
reo indray izy roa kely an:°)
39. watafon ( 05/03/2006 15:54)
pissoa, aiza njy fa malahelo b za zany k !:(
40. sonwin ( 05/03/2006 15:57)
ho avy eo izy fa efa tazako iny mianga iny :-D, ary aleo za hiala fa eo indray aloha nareo mitsam e:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1118