Andao isika hiditra xxx daholo

81. xxx ( 03/03/2006 11:00)
veloo > njy ve lay hijaikojaiko :-D:-D
82. xxx ( 03/03/2006 11:02)
Veloo re tsy mandalo eto amin'izao ora izao ah :°):°)

Fa io hanaX io an ... kalou zah hieritreritra :^):^)
83. xxx ( 03/03/2006 11:14)
manaX dôly zany tsika rht k'ty :roll:
84. xxx ( 03/03/2006 11:20)
zelkely tsy mahay miafina ô :roll::roll:
85. diamondra27 ( 03/03/2006 14:35)
cassee
86. xxx ( 03/03/2006 14:40)
Io iray manondrana io tonga dia haiko fa i diams kle :-w:-w:-D
87. xxx ( 03/03/2006 14:50)
cassee
8O8O8O diamondra 8O
88. xxx ( 03/03/2006 14:59)
dia izao izany no tokony hataontsika tsirairay avy:
-izay miditra sera2 dia tonga dia mandalo eto aloha dia miditra xxx dholo an!
-andao hatao hoe : eo @ 1 semaine eo no hanaovantsika ity xxx ity.
-dia rehefa tapitra ny 1 semaine dia andao indray ary isika hijery hoe iza sy iza no teto
_izay mahafantatra aloha dia milaza hoe iza eh!
-dia farany , raha toa misy tsy fantatra mihintsy hoe iza aho na izy i ra-anona dia eo vao milaza izy hoe za io fa manao "quote" dia hita hoe iza izy.
raha toa moa ka misy tena tsy fantatra mihintsy dia miantso olona mahafantatra isika (ohatra: tadidinareo i mumu ? izy tonga dia namoaka hoe iza i xxx iny)
-moa raha misy manana hevitra hafa dia arosoy .
-Dia samia xxxxxxxxxx daholo eh! :):-*
89. xxx ( 03/03/2006 15:17)
:DBe elefanta ato zany an.:D
90. xxx ( 03/03/2006 15:25)
=))=))=))=))=))=))
91. xxx ( 03/03/2006 15:31)
Mba marina raha ho tadidiko intsony izay noteneniko ry zareo raha herinandro isika eto foana kle :roll::-D:-D:-D
92. xxx ( 03/03/2006 16:00)
zany ve ? =))=))=))=))=))=))
93. watafon ( 03/03/2006 16:01)
xxx:

:DBe elefanta ato zany an.:D



:-D:-D:-D haut les mains fa tratra e! tsisy hitsoahana intsony !!!
94. xxx ( 03/03/2006 16:03)
inn kou ary ty ry wata tena tssss !!!!!!
95. xxx ( 03/03/2006 16:05)
tena adinoko fa azfd indrindra fa tsy zatra xxx e! efa oe mifona wa fa tsy fanahy iniako e!=))=))=))
96. xxx ( 03/03/2006 16:14)
nisy tratra indray =))=))=)) ndryyyyy andraso omeko :-*:-*:-*:-*:-*
97. xxx ( 03/03/2006 16:15)
rey razako oo , manao xxx hono

anjekaky oo !! manao xxx daholo ireto


masina maria virijiny oo mamelah ny helony fa tsy hainy zay ataony

huumm Jereo eto:°)
98. watafon ( 03/03/2006 16:15)
:-*:-*:-*
99. xxx ( 03/03/2006 16:19)
Tsatsa ngah wata kle :-D:-D:-D
dadabe :-w:-D:-D:-D
100. xxx ( 03/03/2006 16:19)
io fa tratra elha kle , adino angaha ny xxx le ?/

Jereo eto:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.196