Andao isika hiditra xxx daholo

41. xxx ( 03/03/2006 05:19)
HM, efa hoe xxx mbola asian'lah sonia ihany kle :evil::evil: Angalariko eo io sonia io fa miteny zah zay :-D:-D:-D:-D:-D
42. xxx ( 03/03/2006 05:20)
tena mahafinaritra kosa an mba mahita hvt ko ry xxx zany.
f'ita wa eh! ka indraindray kosa anie ilaina ny fialamboly kely eh!
43. xxx ( 03/03/2006 05:23)
ny ahy ny tena mampihomehy ahy dia rehefa te hamaly ny anakiray dia ny tena efa xxx dia mamaly an'i xxx ho xxx hiany koa =))=))=))=))
44. xxx ( 03/03/2006 05:44)
d za zany zao iza? :)
45. xxx ( 03/03/2006 05:49)
iza re eh ? :-D:-D:-D
46. xxx ( 03/03/2006 05:51)
xxx:
d za zany zao iza? :)
ka i xxx ka!
47. xxx ( 03/03/2006 06:13)
de zà zany tsy mahita kômbà kou.:-D
de iza ary aho???

tsy maintsy ho xxx ihany zany ko!

48. xxx ( 03/03/2006 06:24)
hita hoe nandalo zoklbfkfk na i sasa @ le hoe "kômbà"

zaho zany iza angaha?
49. xxx ( 03/03/2006 06:38)
na njy kala na njy bebe, na njy pissoa, na njy veloo, fa tsy maintsy iray @ olona ato @ serasera alo c sur :)
50. xxx ( 03/03/2006 06:39)
:snif:zahay zany tsy afaka mandray anjara ?
Na de tonga de arako zao io manao palitao maintso io de lazainareo mi-triche ny tenanay :(
51. xxx ( 03/03/2006 06:44)
Hihihi - na ony io pissoa! Diso be leisy ry xxx ah =))=))
52. xxx ( 03/03/2006 06:45)
zahay zany tsy afaka mandray anjara ?
fa ahoana no tsy afaka mandray anjara klé ?
53. xxx ( 03/03/2006 06:47)
Veloo! Provok kanefa io! Provok mba hidiranjy ato! Ary nandaitsa le fika klé, hehehehe
HM malala.
HM malala ? :(:(
54. xxx ( 03/03/2006 06:49)
HM, efa hoe xxx mbola asian'lah sonia ihany kle
mety tsy izy koa anie io eh ! satria miditra xxx daholo dia afaka manisy sonia izay tiany eo :-D:-D:-D:-D
55. xxx ( 03/03/2006 07:19)
k'aiza k'aiza daholo eh! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
56. xxx ( 03/03/2006 07:47)
K'aiza k'aiza e! :-D:-D:-D
57. xxx ( 03/03/2006 07:48)
xxx:
mety tsy izy koa anie io eh ! satria miditra xxx daholo dia afaka manisy sonia izay tiany eo
Izy io ka, iny anie mandy kely tsy mahay miafina e :-D:-D:-D
58. xxx ( 03/03/2006 07:49)

Wahren wir immer die anonymität
59. xxx ( 03/03/2006 07:56)
voatonotonona ato ndray ny anaranay zany kty :wink:

sady zay njay mbola misy mamporisika be ery we "eo ihany le tsy an-kiteny anarana ê!" :@:@:@

60. xxx ( 03/03/2006 08:03)
:@:@:@:@:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5932