Andao isika hiditra xxx daholo
1. xxx
(
02/03/2006 18:26)
Andao hoe isika hiditra xxx daholo dia hanao faminanihana hoe iza ary aho ? Mety ve ianareo ? dia ho hitantsika eo hoe iza ary aho miteny io , dia raha tsy misy mahafantatra dia lazaina @ farany fa mba omena indice kely aloha. :-D:-D
répondu par Fiffi le 16/03/2006 04:31
6. xxx
(
02/03/2006 19:06)
K'efa raikitra izany kah!
Fa i fiffi kosa ranga migafy be fotsiny aaaaah :-D:-D:-D
Fa i fiffi kosa ranga migafy be fotsiny aaaaah :-D:-D:-D
7. xxx
(
02/03/2006 19:15)
kiiiii !!! ary toa nisy nigafy klé :-D:-D fa nety nisy hadisoana kely kosa angamba eh! :-D:-D:-D
8. xxx
(
02/03/2006 19:16)
tsy maninona akia io Fiffi an! fa manaova aloha solomaso de aza hadino manisy hoe "tsy lazaina" :-D
11. xxx
(
02/03/2006 19:20)
Toa vao teo aho no teto dia efa bobaka be sahady izy izany kle :) Tratra daholo ireto fa mpanao xxx :-D:-D:-D
16. xxx
(
02/03/2006 19:24)
Tsy tian'i Fiffi ho i xxx mihitsy no hitarika an'ilay stat kle http://forum.serasera.org/?rub=dinika/statistika&fiz=top_author_volana
:roll::roll::roll:
:roll::roll::roll:
18. xxx
(
02/03/2006 19:27)
Tsy tian'i Fiffi ho i xxx mihitsy no hitarika an'ilay stat klefa iza aloha ilay xxx e? :-D