nanomboka omaly alarobian ny lavenona izany ny karemy

41. marozevo ( 11/04/2006 18:58)
zatoarivo > i dadabe indray dia tsy mba hanaiky an'io lazainao io. Tsy mahalala an'i dadabe angaha ianao !
42. Fiffi ( 12/04/2006 06:01)
. Ny antsika isanandro mifanena amin'io D io foana ka tokony hi-Karemy foana mba handresena azy
dia ianao ve aloha mi-karemy foana isan'andro ? mba tiako fantatra koa ny kareminao isan'andro an! fa tsy tahakan'ny karemin'ny Jesoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1397