kof boay bokony nefa mangataka

1. zakony ( 27/02/2006 09:31)
(hitako tam gazety ity)

Kofy iray bokony be no nisakana an le akama izay
- K'aiza izy zany razokinikely, mbo mangataka am nareo ny tary e!
- SSH, Olona tomady sy bokony be io ve razoky nareo de mangataka a, mandehana miasa fa tsy mangataka
- Ka safidy roa ihany ange razoky no misy e!
- Safidy roa ahoana le?
- Ka ze tin drazoky na angatahako razoky dia manome na razoky tonga dia endahako, ka endaka sa hataka ary fa ela loatsa...
- Oka ary re razoky a, aleo omeko kely razoky (misava porita fel zany), iny aza Ar. 500
- Hmm, Ary kay razoky be vola kle, tena tsimaintsy endahako ihany indray izany ianao razokinikely
- Enao kosa mivadika le...
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:12
2. scorpion ( 27/02/2006 09:52)
:-D:-D
3. maelys ( 27/02/2006 10:01)
=))=))=))=))
4. sasa ( 27/02/2006 10:16)
=))=))=))=))=))
5. bozimanga ( 27/02/2006 10:40)
ha ha ha=))=))=))=))=))=))=))=))=))
6. mamzelkely ( 27/02/2006 11:32)
:-D:-D:-D:-D
7. kala ( 27/02/2006 11:59)
zakony =D=D=D=D
fazà hipitika fasao voandeka eo =))=))=))=))=))=))
8. sonwin ( 27/02/2006 12:24)
:-D8):-D:-D
9. mamzelkely ( 27/02/2006 13:12)
:-D:-D8)8):-D:-D:-D
10. Fiffi ( 27/02/2006 15:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. pissoa ( 27/02/2006 16:30)
:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 27/02/2006 17:08)
zakony:

(hitako tam gazety ity)

Kofy iray bokony be no nisakana an le akama izay
- K'aiza izy zany razokinikely, mbo mangataka am nareo ny tary e!
- SSH, Olona tomady sy bokony be io ve razoky nareo de mangataka a, mandehana miasa fa tsy mangataka
- Ka safidy roa ihany ange razoky no misy e!
- Safidy roa ahoana le?
- Ka ze tin drazoky na angatahako razoky dia manome na razoky tonga dia endahako, ka endaka sa hataka ary fa ela loatsa...
- Oka ary re razoky a, aleo omeko kely razoky (misava porita fel zany), iny aza Ar. 500
- Hmm, Ary kay razoky be vola kle, tena tsimaintsy endahako ihany indray izany ianao razokinikely
- Enao kosa mivadika le...


-Ka enao be saosy be kay kou.
-Tsy aleonao mangataka ihany fa tsy manendaka de amin'izay mandalo eto foana zah isan'andro de meko Ar500 isan'andro? Toy izay lasanao ireto Ar2000 ireto de tsy miverina intsony zah sady miantso polisy?
-Marina izany klé! Tena mahadonto mihintsy hoa tony hozatra itony e!

hehehehehe=))=))

13. pissoa ( 27/02/2006 17:13)
=))=))=))
14. Herimiafina ( 27/02/2006 17:17)
Mahagaga ahy hoa e! Mahavita mandany energie hamoronana hozatra, kanefa tsy mahavita mandany energie hitadiavana kandra sy mitady vola!
Misy fanavakavahana angamaba ao amin'ilay fiaraha-monina misy an'ileiry! hehehehehe:-D:-D
15. pissoa ( 27/02/2006 17:22)
Fanavakavahana ara-kozatra ve izany? :roll::roll:
16. Herimiafina ( 27/02/2006 17:26)
Statistika io! Ireny société humaine misy hierrarchie ireny no ahitana bokon'ozatra be indrindra satria nahoana hoy ianao? hehehehehe=))=))

Misy bokon'ny karazan-kasa mampiasa vatana de misy ny manjaka sy mandidy misatatra fotsiny! hehehehe:-D:-D
17. pissoa ( 27/02/2006 17:28)
Mikotrana koa ary ireny mpanjaka ireny koooo!
18. Herimiafina ( 27/02/2006 17:30)
Fa tsy mety bokony kah! Fa misy olona ary ambany atsinanana ary mamono tena amin'ny barafixe, ny parallèle ny poids sns mba hahafahana mahazo ny plasiny eo amin'ilay fiaraha-monina manavakavaka sy manambany ny tsy alehany! hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. pissoa ( 27/02/2006 17:33)
Aiza kay izany Ambany Atsinanana?
20. Herimiafina ( 27/02/2006 17:34)
Ary amin'ilay be tanimbary ary e! :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.272