kof boay bokony nefa mangataka

21. pissoa ( 27/02/2006 17:37)
Ka neveriko hoe misy Ambany Antsinana koa any Canada kle =))=))
22. Herimiafina ( 27/02/2006 17:37)
Fa aiza izany Canada ry pissoa? hehehehe=))=))
23. pissoa ( 27/02/2006 17:41)
Canada avy kou dia tsy hain'lah? tssssss, tanana kely aty Afrika Atsimo =))=))
24. Herimiafina ( 27/02/2006 17:42)
Hay ve e! Any amin'ilay be dia be Zoulou ve? de le be mpi-viol sipakely? Izay vao tadidiko. Hono ho aho aiza ho aiza an'i Nepal moa izy io e? hehehehe=))=))
25. pissoa ( 27/02/2006 17:43)
Ie - hainao tsara mihitsy! Fa tsy haiko tampoka hoe aiza mou izany Nepal =))=))
26. Herimiafina ( 27/02/2006 17:45)
Mbola tsy henonaop ve le fleuve Nepal any Egypta e! Mankaikikaiky an'i Afrika atsimo daholo ireo! hehehehe:-D:-D=))=))
27. pissoa ( 27/02/2006 17:46)
Fa aiza kou zany Egypta ry Herimiafina :roll::roll:
28. Herimiafina ( 27/02/2006 17:50)
Any akaikikaikin'i Irlande any hono e! Jereo ny carte! hehehehe:-D:-D
29. pissoa ( 27/02/2006 17:51)
Anjaso ary alou hijery carte kely zah
30. Herimiafina ( 27/02/2006 18:03)
Raha misy cartomansienne any de vao maika tsara, afaka manampy! hehehehe=))=))
31. pissoa ( 27/02/2006 18:07)
Sssss, ataoko inn!
32. Veloo ( 27/02/2006 18:16)
tsy ita intsony ilay hatsikana:°)
33. onjah ( 27/02/2006 18:25)
Misaotra Zakony an,
Rehefa mampihomehy dia milay e.
=))=))=))=))
34. Herimiafina ( 27/02/2006 18:38)
Tsy hita tsony marina le hatsikana:°) Le pissoa sy HM ireo wa tsssss
35. pissoa ( 27/02/2006 18:39)
:roll:
36. watafon ( 27/02/2006 18:55)
:-D:-D:-D
37. Veloo ( 27/02/2006 19:09)
:roll::roll:
38. Fiffi ( 27/02/2006 20:00)
:roll::roll:
39. jennifer2 ( 28/02/2006 00:18)
HMity mody gisa fotsiny!:-D:-D:-D:-D
40. watafon ( 28/02/2006 03:58)
tena gisa fa tsy mody e!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0629