Kardinaly

21. marozevo ( 17/03/2006 00:50)
Ilay teny hoe mahagaga sy mahavariana anie azoko ry Achia eh... fa ilay zavatra mahagaga sy mahavariana no anontaniako an'ise eh.
22. Fiffi ( 17/03/2006 07:22)
http://www.madanight.com/viewarticle_702.htm
23. Fiffi ( 17/03/2006 07:24)
http://www.catholic-hierarchy.org/bishop/braza.html ary eto indray no ahitana ny momba azy.
24. Achia ( 17/03/2006 15:44)
ka le hoe fifidianana ao mahazo mifidy tsy mahazo mi fidy otran'ny firenena kely mitsy nge zany le izy e
25. marozevo ( 18/03/2006 01:00)
Inona no ambaran'i Achia hoe ohatran'ny firenena kely mihitsy ? Ary fifidianana papa ve ?
Tsy ohatran'ny firenena kely, fa TENA FIRENENA mahaleotena ny Vatikan, ary ao amin'io firenena io dia tsy mihen-danja mihitsy ny maha Kardinaly an'i Mgr Armand gaetan, fa amin'ny maha Arseveka azy iny fijanonany amin'ny asany tao Antananarivo iny.
26. Achia ( 18/03/2006 16:40)
De misy filoham-pirenena koa ve zany ry velo
27. marozevo ( 19/03/2006 00:35)
Na i veloo aza no anontanianao, ry Achia, dia tsy ho tsiniko angamba ny mamaly anao. Tena misy Filoha io Firenena io, ary ny Papa no Filoha. Misy Sekreteram-panjakana koa, misy minisitra, ary manana ambasady any rehetra any. Any amintsika dia ery Ivandry no misy ny ambasadin'i Vatikana, ao amin'ilay villa Roma.
28. Fiffi ( 19/03/2006 18:07)
marina tokoa izany.
29. Achia ( 19/03/2006 18:58)
De misaoyra anao betsaka aho zevo nanoro zany a .Ataonay vendrana ahoana no ahalala anzany kaika fanjakana kely mitsy zany no ao tsy miaraka @ i Itali .Ary izevo nge no tiako hanontakiana fa tsy veloo e azafady e .Sady tsara nge no ahafantarana zany e tsy ho ahy irery fa ho an'izay tsy mahalala e
30. Fiffi ( 20/03/2006 06:29)
Ataonay vendrana ahoana no ahalala anzany
fa angaha raha mba manontany akia na tsy mahafantatra dia vendrana no dikan'izany ? aleo manontanintany foana hono toy izay manaonao foana , misy antony matoa niteny an'io ny Ntaolo ka hisaorana izay mahay nanazava:)
Ary izevo nge no tiako hanontakiana fa tsy veloo e
fa ahoana kay ? i Veloo aloha dia tsy hitako namaly tato , na izany aza raha i zevo no tianao hanontakiana arakin'ny filazanao azy ka raha mba misy hafa afaka mamaly ve dia tsy mety ?
31. Achia ( 20/03/2006 14:32)
ra ohatra hoe Katolika izy de tsy mninona @ zay tena marina ny valinteny azonao .I zevo mantsy efa hitako niteny hoe za katolika ka zay no ametrahako azy ny fanontaniana e sa fifi mahalala :-P
32. marozevo ( 20/03/2006 21:21)
Achia > Efa fantatro ihany fa i Zevo no tianao hanontaniana tao ambony tao... Tsy misy fisaorana eh.

Izaho kosa aloha dia mitovy hevitra amin'i Fiffi eh... Tsy izay rehetra tsy mahalala akory dia vendrana. fanontaniana ny anao, ary mbola mba mety hanontany anao aho indray andro any, tsy midika fa vendrana akory izany.
33. Achia ( 21/03/2006 13:23)
eny ary zevo a:-*
34. marozevo ( 23/03/2006 00:20)
Merci infiniment.. Merci mon amie Achia.
35. Fiffi ( 23/03/2006 11:43)
ra ohatra hoe Katolika izy de tsy mninona @ zay tena marina ny valinteny azonao
tsy arako indray io ry Achia an! ary raha tsy katolika zany dia diso ny valinteniny ? somary mampalahelo ahy izao satria misy fanakavahana raha izany nefa ny Tompo hivavahana dia iray hiany. Izaho aloha raha tena izy dia Anglikanina aho nefa dia ao @ katolika aho no mandeha mivavaka , ary matetika koa aho mandeha mivavaka ao @ Protestanta koa rehefa tsy lasa ny Alahady maraina satria ny protestanta dia ny après-midi , amiko izany dia tsy misy olana mihintsy izay andehanako mivavaka satria hivavaka no handehanako any ary ny Tompo hivavahana dia iray hiany.
36. Achia ( 23/03/2006 19:41)
ao @ Anglikana koa zany misy papa a ! :°)
37. Ragadona ( 23/03/2006 22:44)
Toa midika koa anefa io ry Fiffi hoe tsy dia tena fantatrao zay arahinao. Na tiana mantsy na tsy tiana, matoa miavaka samihafa dia samy manana ny fomba iderany sy ankatoavany an A/tra na dia iray ihany aza ny A/tra ivavahana.
38. Fiffi ( 24/03/2006 05:57)
ao @ Anglikana koa zany misy papa a !
inona no tianao lazaina @ io ? satria efa fantatrao ny valiny!
39. hery ( 24/03/2006 06:31)
Ny tian'i Aicha tenenina angamba dia hoe raha resaka momba ny katolika (Resaka Papa ohatra) dia ny katolika ihany no tena mahavaly azy. Tsy resaka fanavakavahana izany... izay no nanontaniany hoe misy Papa kou ngah ny Anglikana? Raha misy papa mantsy ny anglikana dia mety ho afaka nanazava be be kokoa momba ny atao hoe papa kou ny anglikana.
40. Achia ( 24/03/2006 18:44)
marina mitsy zany Hery a :lol:asa njay zo eritretin'i fifi ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1142