Kardinaly

1. marozevo ( 25/02/2006 00:41)
Amin'ny 25 Mars ho avy izao, dia hisy fanendrena kardinaly vitsivitsy hatao any Roma. Mbola tsy hisy Malagasy ho voatendry amin'io daty io, fa hisy Kardinaly Sinoa vaovao.

Fivoarana lehibe eo amin'ny tantaran'i Vatikana sy i Chine no ho vita dingana amin'io.

Misy lohahevitra momba ny Kardinaly Malagasy nataontsika tao aloha kely tao, azo ampitahaina amin'ity.
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 01:05
2. zandikely ( 25/02/2006 02:25)
Ireto ambany ireto ny isan'ireo kardinaly 15 notendrin'i Benoit XVI. Raha ny tena marina mbola tsy mila kardinaly i Madagascar satria mbola mahafaka mifidy ny Papa i kardinaly Razafindratandra satria mbola tsy ampy 80 taona izy. Misy amin'ireo vaovao voatondro ireto tsy mahazo mifidy ny papa satria efa maherin'ny 80 taona. Ny kardinaly ( Chinois voalaza eto ambany dia archevêque de Hong Kong fa tsy tena Chine akory.

CITE DU VATICAN, 22 FEV 2006 (VIS). En la fête de la Cathedra Petri, Benoît XVI a annoncé en fin d'Audience générale la désignation de 15 Cardinaux, qui seront créés lors d'un consistoire le 24 mars (le premier du pontificat).

Le Sacré Collège comptera alors 193 membres, dont 120 électeurs.

Le Pape a souligné le caractère approprié de la date d'annonce car "les Cardinaux ont pour devoir de seconder et aider le Successeur de Pierre dans la mission apostolique qui lui a été confiée au service de l'Eglise.

"Les Cardinaux constituent une sorte de Sénat du Pape, chargé de l'assister dans l'accomplissement de son ministère, comme principe de base visible de l'unité de la foi et de la communion".

Benoît XVI a ajouté vouloir atteindre le chiffre plafond de 120 membres, voulu par Paul VI.

Ainsi les nouveaux Cardinaux sont:

-Mgr.William Joseph Levada, Préfet de la Congrégation pour la doctrine de la foi.

-Mgr.Franc Rodé, CM, Préfet de la Congrégation pour les instituts de vie consacrée et les sociétés de vie apostolique.

-Mgr.Agostino Vallini, Préfet du tribunal suprême de la signature apostolique.

-Mgr.Jorge Liberato Urosa Savino, Archevêque de Caracas (Venezuela).

-Mgr.Gaudencio B.Rosales, Archevêque de Manille (Philippines).

-Mgr.Jean-Pierre Ricard, Archevêque de Bordeaux (France).

-Mgr.Antonio Cañizares Llovera, Archevêque de Tolde (Espagne).

-Mgr.Nicolas Cheong-Jin-Suk, Archevêque de Séoul (Corée).

-Mgr.Sean Patrick O'Malley, OFM.Cap., Archevêque de Boston (USA).

-Mgr.Stanislaw Dziwisz, Archevêque de Cracovie (Pologne).

-Mgr.Carlo Caffarra, Archevêque de Bologne (Italie).

-Mgr.Joseph Zen Ze-Kiun, SDB, Evêque de Hong Kong (Chine).

Le Saint-Père a ensuite annoncé sa décision d'honorer de la pourpre "trois prêtres âgés de plus de 80 ans, qui ne seront pas électeurs, pour les services qu'ils ont rendu à l'Eglise avec une fidélité exemplaire et un zèle admirable.

-Mgr.Andrea Cordero Lanza di Montezemolo, Archiprêtre de la basilique de St.Paul-hors-les-Murs.

-Mgr.Peter Poreku Dery, Archevêque émérite de Tamale (Ghana).

-Le P.Albert Vanhoye. SJ, ancien Recteur de l'Institut biblique pontifical et Secrétaire de la Commission biblique pontificale.

Ainsi, a conclu le Saint-Père, "se manifeste l'universalité de l'Eglise, car ces nouveaux Cardinaux viennent de toutes les parties du monde et ont des responsabilités variés au service du Peuple de Dieu. Je vous demande à tous d'adresser à Dieu une prière spéciale, afin qu'il leur accorde les grâces nécessaires à l'accomplissement de leur mission".
AG/CONSISTOIRE/CARDINAUX/... VIS 060222 (390)


SUMMARY
3. Fiffi ( 25/02/2006 05:55)
Raha ny tena marina mbola tsy mila kardinaly i Madagascar
fa nahoana kosa eh ? efa toa antitra be ko zany hoe andrasana 80 taona izany an8O
4. dadabe ( 25/02/2006 06:31)
:°)humm misitery izany ry zanako
5. Ragadona ( 25/02/2006 10:10)
Mbola miandry tour le gasy e. Mbola tsy nisy voatendry cardinal 2mois après n ny fanendrena ho arsevekan ny Tanà hatramin izay aloh satria misy pitsopitsony mba arahina vao tonga am le izy. Tsy manana kardinaly afaka mifidy papa alo isika am zao satria efa mihoatra ny fetran ny taona ilaina i kard Razafindratandra. Samy manana ny fomba fiasany koa ny papa satria tamin ny Jn P II dia nisy fotoana tonga dia nanendry kardinaly 30 in 1 mande izy. Fa ny mba nanaitra ahy tamin ity dia ny fanendren n ny papa pretra zezoita iray ho kardinaly. Tsy hoe akory voalohany io saingy manaitra.
6. zandikely ( 25/02/2006 11:38)
Ragadona:

Tsy marina ny filazanao fa tsy mahazo mifidy ny Papa ny kardinaly Razafindratandra, hatramin'izao aloha dia mbola anatin'ny collège d'électeurs izy satria mbola tsy feno 80 taona. Raha ny tena marina ange ny kardinaly ankoatr'ireo Préfet de congrégations aminy dicasteres ao Roma dia tsy dia misy asa lehibe tena atao ankoatriny fifidianana ny papa, antsoin'ny papa mandritra ny consistoire izy ireo fa tsy dia tena matetika.

Izao no voalazany lalan'ny Fiangonana ( droit canon, can. 349):

Les cardinaux de la Sainte Église Romaine constituent un collège particulier auquel il revient de pourvoir à l'élection du Pontife Romain selon le droit particulier, les cardinaux assistent également le Pontife Romain en aggissant collégialement quand ils sont convoqués en corps pour traiter de question de grande importance, ou individuelement , à savoir par les divers offices qu'ils remplissent en apportant leur concours au Pontife Romain surtout dans le soin quotidien de l'Église tout entière.


Hatramin'ny andron'ny Papa Jean XXIII, izay voatendry ho kardinaly na dia pretra aza dia tsy maintsy hamasinina ho lasa eveka avy hatrany.




7. Ragadona ( 25/02/2006 12:35)
Zandikely,
Jereo ny anniversaire n kardinaly Razafindratandra ao amin ny www.cardinalrating.com, dia atao eo amin ny sisiny an kavanana ny recherche fa ho hitanao ao hoe teraka tamin ny Aug 07, 1925 izy, ka asa na kajiko no diso na ny asa marika nataonao no nisy nibolisatra kely ka nanjary nanome latsaky ny 80 taona.
8. zandikely ( 25/02/2006 20:57)
Ragadona:

Taminy 1926 izy no teraka , eny efa manakaiky ny 80 taona ihany izy, fa nefa mbola tsy feno 80 taona akory, hatramin'izao izy mbola anatin'ny collège d'électeurs.
9. Fiffi ( 25/02/2006 21:11)
1925 sa 1926 eh ? 8O
10. marozevo ( 25/02/2006 23:26)
1925 no izy fa tsy 1926. Efa dila tamin'ny volana aout 2005 ny fahafahany mifidy izay ho papa. Saingy tsy izay ihany akory no maha Kardinaly ny Kardinaly.

Misy andinina CIC io ambony io dia jereo tsara ny tapany faharoa hoe :"les cardinaux assistent également le Pontife Romain en aggissant collégialement quand ils sont convoqués en corps pour traiter de question de grande importance, ou individuelement , à savoir par les divers offices qu'ils remplissent en apportant leur concours au Pontife Romain surtout dans le soin quotidien de l'Église tout entière". Mariho tsara ilay hoe "SOIN QUOTIDIEN".

Tsy marina koa ny hoe : "Hatramin'ny andron'ny Papa Jean XXIII, izay voatendry ho kardinaly na dia pretra aza dia tsy maintsy hamasinina ho lasa eveka avy hatrany". Tsy marina io satria nisy Mompera iray notendrena ho Kardinaly tamin'ny 1995, Yves Congar no anarany, maty taona vitsivitsy (3 na 4 tsy tsaroako tsara), fa tsy nohamasinina ho Eveka velively izy. Ny marina kosa anefa dia mbola tsy nisy Kardinaly tsy Eveka notendrena latsaky ny 80 taona.

Ny fanendrena an'i Père Albert VANHOYE dia karazana reconnaissance noho ny asa lehibe vitan'io Mompera io eo amin'ny fikarohana momba ny Baiboly.

11. zandikely ( 26/02/2006 00:05)
Marozevo:

Momba ny daty, dia io 1926 no hitako aloha fa tsy haiko ny hoe 1925, tsy hiady hevitra amin'iny aho.
Ianao milaza fa tsy marina ny filazana fa tsy marina ny filazana hoe tsy maintsy hamasinina ho eveka izay voatendry ho kardinaly, hatraminy 1962 nanombohana an'io, ary nampididirina aminy CIC 1983 jereo ny can 351 : milaza hoe

Qui cardinales promoveantur, libere a Romano Pontife seligiguntur viri, saltem in ordine presbyteratus constituti, doctrina, moribus, pietate nocnon rerum agendarum prudentia agregie praestantes; qui nondum sunt Episcopi, consecrationem episcopalem recipere debent ( ceux qui ne sont pas encore Evêques doivent recevoir la consécration épiscopale).

Izaho tsy mamorona fa io ny lalan'ny Fiongonana mbola manankery hatramin'izao aloha.

Raha mila fanazavana momba ny resaka kardinaly dia jereo CIC canons: 349-361,
Pastor Bonus,
Universi dominici gregis
12. marozevo ( 26/02/2006 00:33)
Ka ilay lalàna lalàna ihany, fa ny ahy zava-nisy no lazaiko eh... I Cardinal Yves Congar dia tsy nohamasinina ho eveka velively. Azonao amarinina hatraiza hatraiza io. Ary hiara-mahita eto isika, fa i Père Albert VANHOYE dia tsy hohamasinina ho Eveka mihitsy.

Ahoana ilay hoe "Soin quotidien" ?. Inona no andraikitry ny kardinaly ? Hifisdy Papa fotsiny ve ?

mandehana ianao mankany Antananarivo fa aza mianona amin'ny tahirrin-kevitra raha te hahalala ny taona marin'i Kardinaly Armand Gaetan. Tena misy dikany lehibe io taonany io, noho io antony voalaza eo ambony io, ka nahoana no tsy idirana. Mety hamitakla olona maro be ny fahadisoana hoe 1926 au lieu de 1925. Aza tsotsorina ny resaka.
13. Achia ( 26/02/2006 08:50)
:°)8O8O8O
14. dadabe ( 26/02/2006 09:23)
=D=D=D io lesy ramarozevo tairo ao fa ao @ ilay kapokanao tsara io a:@

Achia :°)8O8O8O tsy nisy ambara angaha ??:?::?:
15. marozevo ( 28/02/2006 00:03)
kapoaka ahoana indray ary ity lazain'i dadabe le goh! Tsy i Achia akory anie io valiako io fa i zandikely eh...
mahay teny latinina be i zandikely ry dadabe ah... anontanio fa mety ho damopr le io ?
16. Achia ( 08/03/2006 17:09)
Mahagaga :lol:
17. dadabe ( 09/03/2006 05:03)
efa hitako tsara fa tena damopra izy e
18. marozevo ( 11/03/2006 00:54)
Tena siora ve ialahy ry dadabe fa Damopr io zandikely io ? Damopr ve leitsy lery dia ny taonan'ny Kardinaly Malagasy tsy hainy koa, nefa isika aza Damofr mahalala.... Sao dia mba tsy izy leitsy io ah !
19. marozevo ( 12/03/2006 01:18)
Achia:

Mahagaga :lol:



Inona no mahagaga an'i Achia amin'izany ?
20. Achia ( 14/03/2006 19:22)
mahavariana :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4655