iza no tena tsara

1. diamondra27 ( 19/02/2006 12:33)
hono oa ry 'reto, mba fantatrareo ve oe sipa inona no tena malaza oe: HOT,ny italiana ve sa ny alemana sa iza
novalian'i vale ny 21/02/2006 15:31
2. ravakamalala ( 19/02/2006 13:21)
ohatran ny hoe bresiliana, rah za manokana kou alou d hoy aho hoe ny bréziliana e!
3. fasaly ( 19/02/2006 13:27)
ny gasy:roll:
4. fiaritiana ( 19/02/2006 13:36)
HOT ahoana aloa zany e!sipa mafana ve??
5. dadabe ( 19/02/2006 13:56)
sipa gasy any frantsa ve ??:-w
6. fiaritiana ( 19/02/2006 15:32)
sa ny any chine??
7. Fiffi ( 19/02/2006 16:01)
fa ahoana kosa ry dadabe ? tsy manja ve ny gasy :-w:-w , fa lainga lainga fa ny hitako tena manja kosa dia ny zarazara hoditra eh! fa tsy ireny fotsy be ireny!! indrindra fa ny "filles des îles" kosa manja eh!
8. Fiffi ( 19/02/2006 16:08)
gasy ka manja eh! :)
9. patrick2002 ( 19/02/2006 20:01)
:(tsy haiko fa tsy mbola nandramako izy rehetra,toa izay manandrana ny latino toa milaza hoe ,ireo notena izy,ny scandinavienne hoy ny sasany,ny russe hoy ny hafa ,ny karana fa reomisy art mihintsy ny azy kamasutra,ny kelimaso hoy ny sasany,ny antandroy indray hoy ry zalahy fa reo tena mamatotra lambaoany mihintsy,:roll:ny drako any diego indray hoy ny hafa fa mila miainga eny ambony plafond mihintsy ialahy,tsy misy ohatry ny black kosa hozy ilay zama,reo arabo ireo notena izy ,fa mody misarin-doha fotsiny,ka asa re:P
10. vale ( 19/02/2006 20:13)
mba azavao aloha ny dikan'ilay "HOT" ê! "mafana" ve? sa inona :?::?::?:
11. akamatiana ( 19/02/2006 20:44)
:-w
12. vivi ( 19/02/2006 21:25)
tandremo fa ny sipa merina no ytena enjana sady montina , ny fantako aloha ny bresiliane
13. fasaly ( 19/02/2006 21:51)
vale: hot dog angamba io, ny belge no manana spésialité almin'io:°) (pain au saucisse miaraka am choucroute sy moutarde):°)
14. akamatiana ( 19/02/2006 22:29)
fasaly :miam:
15. diamondra27 ( 19/02/2006 22:33)
fasaly: tsy ratsy le hot dog :-*:-*

vale: le sipa tia firaisana sady mahavoa be re e!

patrick: marina mitsy io ka zay nge no ilaina le dinika e! ahalalana ze lazain'ny olona

ny alemana hono no tena maharitra koa!!!
16. fasaly ( 20/02/2006 05:24)
diamondra: ontssssssss! ny alemaàna ve! tsy marina zany, za eto akaiky ny alemàna no mipetraka fa maka maitresse dooly ry zalahy alemà fa tsa mamely ny alemandy, ny braziliana no tena mafàna e!8) de ny spagnole kou, tsy mafàna amin'ny olona toa azy ihany fa amin'ny biby rehetsa ity:-w:-$
17. diamondra27 ( 20/02/2006 07:18)
fasaly: ke le kof sendra an'le alemana 'zany no tsy namely e! raha oe espanola aloha , de io koa mety ao anatiny satria sadt reven'ny kof @ le balcon :-D:-D, de hainjareo tsara mitsy hono ny mampiasa an'io.:-D:-D:-D

Kay kay kay le bresiliana, hummm la lionne sort ses griffes ve akia?
18. fasaly ( 20/02/2006 10:59)
dima: ié: nanana namana raziliana zà taloha fa mandeha mivoaka tsy misilipy zany sipa zany an!:-D
19. mamzelkely ( 20/02/2006 11:27)
kalou fa nisy resaka hot dog tetsy ambony tetsy fa misy blagy zay:

nisy masera 2 hono zany mbô nande tany Etats unis de mba nande nanandrana an zany hot dog zany de lasa ry zareo nande tany am reny mpivarotra hot dog zany de ni-commande de vô azonjy zareo le izy zany de nivara-mena be izy roa de oziz le iray: "partie an le alika inn kay no azonao?":°):-D:-D:-D

de tohizo amizay ny dinika:-D:-D
20. fasaly ( 20/02/2006 11:42)
diamondra : ny vulgaire amiko karazana basse classe ihany izay no azoko hanazvàna azy koukou....
ohatra hoe sipa mpiady antsena, na lay mpiantsy ady be reny....., na lay moivànavàna am tsy antony sy manompa sns......de mobla moisy kou fa aleo hikaroka:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5794