iza no tena tsara
21. Fiffi
(
20/02/2006 16:40)
efa hita ve hoe iza no tena tsara eh ? wadrayyyy !! aza alefa lavitra ny saina fa misy ny akaiky dia akaiky!! ohatra : io diamondra , fasaly , akamatiana , mamzelkely , vale , ravakamalala , fiaritiana sns...... au choix ireo eh! alefaso ary ny défilé an! zah mpitsara!!! :-D:-D:-D:-D:-D
22. fasaly
(
20/02/2006 17:18)
oujyyyyy! ary lasa tao lay valin'ny dinika tary???ahoana kou aza izany fanina njay zà tamin'iny:roll::{:{
23. diamondra27
(
20/02/2006 17:25)
fiffi: aza manao an'izany kosa e!tsy 'zahay eto no tenenina fa resaka sipa différentes nationalités.Mety tsy azonjy angamba le size.
26. vale
(
21/02/2006 15:17)
fasaly:
vale: hot dog angamba io, ny belge no manana spésialité almin'io:°) (pain au saucisse miaraka am choucroute sy moutarde):°)
fasaly: njy aza mampime eo an:-D:-D:-D fa mmmmmm, be kou alony zany an!!!:miam::miam::miam:
27. vale
(
21/02/2006 15:23)
Fiffi:
efa hita ve hoe iza no tena tsara eh ? wadrayyyy !! aza alefa lavitra ny saina fa misy ny akaiky dia akaiky!! ohatra : io diamondra , fasaly , akamatiana , mamzelkely , vale , ravakamalala , fiaritiana sns...... au choix ireo eh! alefaso ary ny défilé an! zah mpitsara!!! :-D:-D:-D:-D:-D
Fiffi: :-@ njy ko maita tenenina, :-$:-D:-D:-D
28. vale
(
21/02/2006 15:31)
diam: ahy ve ê 8) ny "Géisha" ireny kou oun misy tena mahavoa be amin'io !!! fa ny hitako avy ety ivelany alou dia ny brésilienne kou ê, jereo ary ty fanaova-ndry zareo prothèse ary am "fipetrahana" kouuu!:-D... amiko alou dia midika prôvôkation be ilay izy ê, fa zay ataony any am-pandrina njay no tsy fantatra :idea::idea::idea::?: