FIAINANA ANY AN-DANITRA, IZA AVY NO HO ANY?

61. marozevo ( 05/03/2006 00:28)
Io hevitr'i Fiffi no ndeh harahiko fa toa ohatran'ny hitako fa marina. Tsy raisin'i Fiffi ara-bakiteny manko ilay izy, fa ahitany tandindona manambara zavatra lehibe tokoa, dia ilay isa 12. Raha tohizin'i Fiffi ny analyse dia mety ho hitany ao koa ny chiffre 7, izay mbola tandindona lehibe ihany koa. Andramo hoe ry Fiffi !!...
62. dadabe ( 05/03/2006 07:13)
isa 7 izany ve tsy ho fahafenona e
63. marozevo ( 05/03/2006 15:09)
Eny eh... fa ny tiana hambara eto dia ny fifandraisan'io isa fito io amin'ilay 144 000. hain'i dadabe angamba io !
64. Achia ( 08/03/2006 17:12)
Ary any @ dada ihany no fankana sopapa a :-D
65. marozevo ( 11/03/2006 00:59)
Raha misy any amin'i Achia dia omevo sopapa aho eh!! tsy hitanao angaha io ambony io fa i Fiffi no angalako soppapa ngeza be... Tena mitefotefoka mihitsy ilay soupape 16 valves.
66. Achia ( 11/03/2006 06:49)
8O fa lna njay ary ty ssopapa eritreretinao ty e fa nga fiffi nga 16 valves e
67. marozevo ( 12/03/2006 00:38)
Ny fahazoako izany soupape izany manko dia ilay efitra kely eo ambonin'ny bloc moteurn'ny fiara eh... ianareo iahny aza no niteny an'zany voalohany teo koa..
68. diamondra27 ( 13/03/2006 10:13)
achia: ho fanampiana le kajinao de 'ty satria tsy azoko loatra le izy (12x12=144 +1000...)

144 est le carré de 12, et on se souvient que 12 apôtres ont été chargés de répandre la bonne parole sur la terre après la résurrection. Ce chiffre symboliserait la diffusion exponentielle de l'Evangile dans le monde. Chaque apôtre a été chargé de faire 12 disciples, qui à leur tour en ont fait 12 autres et ainsi de suite depuis le point d'origine du Christ. Et tout ces 0, les milles rajoutés derrière les 144, représentent la multitude des peuples et des nations qui auront reçu la bonne nouvelle à l'heure de la seconde résurrection. Viendra alors la rédemption universelle.
69. Fiffi ( 13/03/2006 11:22)
Achia , marozevo : sopapa re dia hoe mba omeo hevitra eh! fa aiza ary ianareo zany !
fa lna njay ary ty ssopapa eritreretinao ty e fa nga fiffi nga 16 valves e
:evil::evil:
70. diamondra27 ( 13/03/2006 16:56)
Jimna: mba efa henonao moa le hiran'ni Rija RASOLONDRAIBE hoe "TSY MAINTSY" ?

De ao anatin'io misy valiny fanontaniana=

tsy maintsy ho ao antranon'i Raiko aho
Fa efa lasa tanteraka any ho'aho ny saiko
Fa aloky ny ho avy ny ety antany
Fa ny tena izy efa miandry antsika any an-danitra any...
71. marozevo ( 14/03/2006 00:06)
Any an-danitra no fonenantsika, izay iandrasantsika Mpamonjy dia i Kristy. Ilay hanova ny vatantsika hitovy endrika amin'ny Azy mamirapiratra.

Any an-danitra any no fonenako,
any aho no mody raha miala ety,
hatrany am-piandohana dia efa fantatro,
any izahay re tsy mba mety ho lò.

Nefa koa hoy ny sasany hoe

Any an-danitra any no fonenako,
eto anefa izaho falifaly ery.
Tsy te hody izany aho vao mahita an-njy
Sambatra tokoa fa fo mifankatia ooo
72. Achia ( 16/03/2006 19:55)
mpiandry faty :-D:-D
73. Veloo ( 16/03/2006 20:56)
:-D
74. marozevo ( 17/03/2006 00:54)
Iza no tsy miandry faty ? taoko samy miandry fahafatesana daholo isika eto ry reto ah... Sambatra ianao fa tsy miandry fahafatesana.
75. Achia ( 17/03/2006 15:47)
tsy hoe miandry fahafatesana nge fa hoe mpiandry faty e le omena kafe isaky ny adindray e:-D
76. marozevo ( 18/03/2006 01:05)
Loza koa ity tsy fahaizako teny Malagasy ity raha izany ko le aza... Tsy nampoiziko mihitsy io valintenin' Achia io marina eh... Misaotra nanazava eh

Efa mba vonona ve ny kafé ?
Zay voaantson'ny Tompo tsy maintsy mandeha.
77. ranini ( 22/03/2006 07:12)
Maika aninona any andanitra daholo ary ianareo e!Maninona eano no matahotra ny ho faty?Fa naninona koa raha tonga de tany andanitra isika fa tsy nateraka teto antany?Mampijaly tena sy mitady olana enao ra izany no izy.Andriamanitra fitiavana ve de hitsapa anao ety amin'ny fiainana ratsy ety.Za aza mbola mahay mitondr olona raha toa ka izany no toetra ieritreretananreo an'ilay Andriamanitra.Jereo @ logique le fiainnana zay vao mioteny hoe zao na zao , ok!
78. Fiffi ( 22/03/2006 07:20)
ka any an-danitra any no fonenako , any aho no hody raha vao miala ety o!
79. diamondra27 ( 22/03/2006 07:27)
ranini: ka any mihaona e!
80. marozevo ( 23/03/2006 00:28)
Ka izao anie ranini eh... Ny Razantsika, izay heveriko fa tsy adala mihitsy, dia efa niteny hoe "Mamy ny aina". I Md Paoly efa nilaza koa hoe "Noho ny aminareo dia aleoko mijanona amin'ny nofo ihany".
Tsy misy maminy koa ny lanitra raha tsy hita aloha ny ngidin'ny tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873