tia v?

1. xxx ( 15/02/2006 13:31)
fa maninona ny lehilahy refa miaraka @ vehivavy bola mahita mijery sy mandinika tarehina sipa hafa ihany?

lazaina fa sipa no matérialiste fa nefa ny lehilahy tena matérialiste sady tia vola!!

k zany v no atao hoe fitiavana @nareo lehilahy?
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 19:31
2. fiaritiana ( 15/02/2006 13:39)
ny maso mijery anie tsy mitondra mody ry xxx e!tsy midika izany fa matérialiste ry zareo!fa marina ny teninao hoe materialiste ny lhl fa tsy ny lhl rehetra kosa anefa!!
3. ari.malala ( 15/02/2006 13:48)
mijery sy mandinika... d diniho hoe inona @ iny sipa iny no dinihiny na anontanio izy we in @ le sipa no dinihiny d mba ampiaro @ fiainana fa mety nanaitra azy, na koa anie mety misy zavatra tsy mety eny @ le sipa e, ohatra hoe mihoatra ny maquillage na mihoritroritra ny akanjony an tsy hay zany e :)
4. mandrindra ( 15/02/2006 14:13)
mbola tsy jamba ka tsy maintsy mijery.
fa iza no tsy tia vola ??? izaho aloha tia e, raha tsy tia ianao dia alefaso aty.
ka izay ra xxx a, izaho tsy maintsy mitoditodika, izaho koa tia vola, fa izaho koa manampitiavana. raha vehivay izao i xxx io mety hamborahako fitiavana mihitsy, ny fitiava-namana moa manginy fotsiny.
5. ravakamalala ( 15/02/2006 15:00)
mandrindra > =D=D fa lé motoditodika :-$ihany e!
6. tiphen ( 15/02/2006 15:08)
bof! ny rehetra na lahy na vavy d matérialiste doly fa ny degré maha matérialista az no ts mitovy!!
marina tokoa oe ny mason-dry zareo lehilahy aloha d ita tokoa fa na misy aza eo ambany masony d ts maintsy mijery avy sy avanana e! saingy anjaranao eo ambany masony no miezaka mi-attiré ny attention!!
7. lapino ( 15/02/2006 15:44)
Ka rehefa tena am'le tena fitiavana tsinona ange dia jamba e! De manjary tsy hita intsony izy na eo ambany maso aza! :P:P:wink:
8. ravakamalala ( 15/02/2006 16:06)
Ndry koa ve ry xxx dia tsy mba mijery sy mandinika tarehina bandy hafa?
9. fasaly ( 15/02/2006 16:10)
kou zà aza ry xxx vehivavy raha mahita vehivavy manaitsa sy manitona ny masoko de lasa mijery an'iny kou zà kou!!! injinja fa lehilahy.....tsy midika iny fa hoe:roll::roll:
marina zany iza no tsy tia vola???????
fa inona no nahatonga an'i xxx hampiditra lay resaka matérialista?????:roll:
10. Veloo ( 15/02/2006 16:57)
ny maso ty jerijery e.. za ko mbola mijery fona ka:wink:
11. cutie ( 15/02/2006 17:03)
ary le jerijerena ry veloo, ahoana :-D:-D:-D
12. Veloo ( 15/02/2006 17:12)
iiiiiiiiiii zay ndray le tsy tiko:oops:
ary njy?:-D
13. cutie ( 15/02/2006 17:23)
raha lahy de tiako fa raha vavy de tsy tiako :-D
14. Veloo ( 15/02/2006 17:27)
:-D:-D:-D
15. victoraz ( 15/02/2006 17:39)
Ka ny vehivavy anie ka voninkazo eh!iza no tsy tia mijery voninkazo, iray izay; sady mba mijerijery sao mba olom-pantatra na zanak'anabavy, ohatrohatra, fa ny vehivavy no matetika maloto eritreritra, sady anareo veivavy koa anie manao izay hijerijerena anareo eh! ka tsy izany foana moa no maharototra anareo @ lamaody isan-karazany, sa ahoana hozy ianao:-D
16. cutie ( 15/02/2006 17:44)
victoraz marina zany :-D
17. diamondra27 ( 15/02/2006 17:47)
za aloha vhv fa hamaly ihany an!

mbola mijerijery izy satri manaitra le sipa, na dry koa aza ve tsy mba mijery olonkafa na vhv na lhl koa maninona, fa 'zany oe: raha mijery sipa le "spéciale" reny le kof de mahatezitra. Ndry ve mahalala , fa mety ataony resaka @ namany iny nge e! fa tsy hoe: raha mijery de hoe: te-hatory hiaraka aminy.

Sipa materialiste aloha de tena misy, kof koa @zao fotoana misy manao an'izany, fa rare aloha e!

hitanao? raha sendra mifanena @ olona tsy mitovy @ soit disant "normal" de mampierika foana io( oh : vhv glady, olona malemy, couple nain, coupla le sipa manjabe nefa le kof ratsy tare, le sipa mihaingo bizara, ...), de ze andraisanjy azy avy eo no maha samy hafa azy.
Fa aza atao mamparary fo 'zany e!:wink:
18. vivi ( 15/02/2006 18:05)
rehefa mbola mijery fotsiny akia izy , tsy maninona fa raha mitondra mody kosa d efa tatara hafa indray !; ary aza d mampiseho saro-piaro b @ bandy zany koa akia a!
19. mirana5 ( 15/02/2006 18:09)
ny ahy ndray rehfa tsara sy kanto na lahy na vavy dia jereko, ny maso natao hijery,y any anatiloha' ny jerena mbola resak'hafa ndray:roll::?::}:°):-D:*
20. pissoa ( 15/02/2006 18:19)
Mijerijery koa ve ry xxx dia mahasarotiny an-jy ah! Sa sipa iray ihany izany hafa jereny foana izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.113