tia v?

21. fasaly ( 15/02/2006 18:46)
cutie:

ary le jerijerena ry veloo, ahoana :-D:-D:-D



matetika potraka fa voafingana azony jerijerena lotsa:wink:
22. cutie ( 15/02/2006 18:47)
fasaly ,ary raha mipetraka ka :wink:
23. fasaly ( 15/02/2006 18:51)
viktoraz: fangah ny vehivavy ihany no rotitra am lamaody fa ny lehilahy kou!!!!!8)



mirana marina zany aky: ny ahy rehefa tsara de jereko foana na lahy na vavy:wink: tsy hoie felonana akory fa izay mahafinaritra de jerena e!


pissoa :-D eny marina sao sipa iray ihany no jerojereny isan'anjo eo ka efa de zavatsa hafa njay zany ka!
24. dadabe ( 16/02/2006 02:09)
tena resabehivavy ity kle aleo miala pah :roll:
25. lilbon ( 16/02/2006 03:31)
za tsy azo lazaina materialiste :evil:anefa za de mety mijery sipa 8O:°)ihany eny an dalana satria mety hoe tsaratsa le izy, mety manaitra na famindra na fihetsika , na tarehy na zav hafa :D
izany tsy midika fa tara amina sipa za kle !
sa aleonao le mody hanaovana maso vilana fa tsy mijery direct le mihatsara velatsihy:evil:
de ny vevavy kou mety mijery fa tsy lhl rery ihany:*:-*
26. akamatiana ( 16/02/2006 05:14)
cutie > njy mampme anah akia:-*:-*:-D
27. mamzelkely ( 16/02/2006 05:21)
ny anay zay roa no miara-mijery sipa de manao commentaire aveo koooo:-D
28. Fiffi ( 16/02/2006 05:26)
izany hono ry lehilahy rehetra ah! mahaiza mionina fa aza mijerijery ny vavy mandalo intsony hono ianareo eh! :-D:-D:-D
29. akamatiana ( 16/02/2006 05:27)
mamzely ieuuh zany milay!! fa ndao nge miara-mijery bandy fa lery de manaratsy fona euuh!! na de itanjy fa bôgany beuuh azany lery de izy mahita lazaina fona:-D
30. majakely ( 16/02/2006 06:44)
de tena mampalahelo kosa izy fa na hijery fotsiny de tsy ho avelanjy tsony ??trop kosa zany ka ,,,njy angah tsy mijery bandy mintsimintsy vee?' zany anie tsy midika hoe andeh hiaraka amle ol njy ee?' mbo mijerijery ee,,,loll
31. mamzelkely ( 16/02/2006 07:00)
akamatina< iee zay alo de marina :-D mahagaga mits personne n'est mieux que lui aminy :-D:-D
32. ari.malala ( 16/02/2006 12:57)
d mijery ko nefa zao d manin e! za ko aky hanampy anareo roa ry akamatiana sy mamzelkely a
33. vegas ( 16/02/2006 16:30)
Inona ko nefa no ijejojejoanareo ra tsy te ho jerijerena? Ny sipa ara faly ery refa mba anipazana maso kely kooo :roll:
34. akamatiana ( 16/02/2006 18:51)
mamzely > f'hita akia :-D:-D , ari. eo mitsy akia ampio anay a!! :-*

vegas> zahay nga jejo , tsy mahazo manao metimety mitsy zany zahay veuuh!!:-D:-D , zah klou refa misy manipy maso kely de tsipazako arika (mangarika) ilay mijery euhh!!

35. Veloo ( 16/02/2006 19:31)
vegas :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1372