hivavaka ho an'ny taniko aho ...
61. marozevo
(
11/03/2006 01:02)
tsy ilàna mpandrindra izany ho'aho io. Inona no harindrany eo ? Hilaza hoe mivavaha ianareo any Madagasikara amin'ny 3, ianareo any France amin'ny 1 ianareo any Angaletera amin'ny 12 sns ve?... Dia tsy mba hivavaka izany ny mpandrindra fa handrindra fotsiny... samia manao dia ampy izay.
63. bichette
(
16/03/2006 12:00)
marozevo tonga dia mivavaka daholo fa tsy asiana mpandrindra izany :-*:-*:-*
65. marozevo
(
17/03/2006 00:55)
Ie.. Zay mihitsy ka.. Ary ny vavaka atao dia araka izay vokatry ny fo fa tsy miandry baiko na avy amin'iza na avy amin'iza hoe izao na izatsy no atao.
