mila fitiavana

1. xxx ( 13/02/2006 13:04)
mitady namana hiaraka hamakivaky ity fiainana ity aho,efa nitady ihany fa tsy mbola namokatra h@ izao
tovolahy,23 t,manao master,mba valio ee8O
2. mamzelkely ( 13/02/2006 13:27)
:roll:
3. akamatiana ( 13/02/2006 14:04)
:roll::roll:
4. cutie ( 13/02/2006 14:07)
sao de haiko i tovolahy ???:oops:
5. vale ( 13/02/2006 14:57)
hihihi dia eto ve oun no hamalin an'zany?:roll::roll::roll:
6. fasaly ( 13/02/2006 15:23)
kou zà kou zao mila fa aleo alou ho tonga ny 14 fevrier saint valentin e! de mivoaha tao ary i xxx alou......raha hifanatona tsika:°):-w
7. routa ( 13/02/2006 16:16)
ka ho aiza kosa fa sao misy mitady tahak'azy ato kou
8. beloup ( 13/02/2006 16:25)
ita oa ko!manin konko zao rah mba mila nama izy,Za ko aza mbô mila ary tena tonga de namana be hatram farany manomboka rapitso st valentin!za mila valentine kno!mbola tsy manana konko za!kôzy e!
9. landrie ( 13/02/2006 16:31)
maita zay hirina,
10. laracroft ( 13/02/2006 16:40)
xxx, de aza atao xxx moa fa aôna zao ny fomba handefasana hafatsa any @nao? hihihih, de zay kou menatsa de raha manao xxx kou de fomba ôna ny afantaranao anay?:roll::roll::idea:... fa zà louny tsy mitady an:wink::wink:
11. fasaly ( 13/02/2006 17:34)
:roll::°)
12. Ralay ( 13/02/2006 18:53)
Tena betsaka ny candidate ry xxxx fa apetrao ny harato :-D
13. fasaly ( 13/02/2006 19:27)
ary noheveriko fa i ralay ange i xxx e! tara njay zà zany kanou!!!!!:cry:
14. Veloo ( 13/02/2006 23:13)
tsssssss zay miandry izy tsy taitra akory:roll:
15. Ralay ( 14/02/2006 01:36)
Zah zzz fa tsy manao x sa ampianarinjy zah :lol::?
16. fasaly ( 14/02/2006 16:12)
:-Diny ndray ny tsy takatro ry ralay fa tsika fa we sam virja kou zay tena mahay amintsika sy ry fijo aru mamzel no mampianatra voalohany:wink::-*:°)
17. diamondra27 ( 14/02/2006 19:01)
mbola tsy nahita foana ve ry xxx nefa efa nisy fitadiavana teo aloha.

Sa tsy le même xxx kosa?

Ny mahavoa anareo koa ange mametraka size de avy eo iny 'nareo no tsy hita, tsy hay hoe: nahazo sa tsia?
18. mamzelkely ( 15/02/2006 06:42)
hita ko mila mianatra aty amitsika zany izy ry fasaly ee:-D
19. petiterose ( 15/02/2006 07:50)
efa nahita namana ve i xxx? ary toa tsy maty hita ny momba anao?
20. mamzelkely ( 15/02/2006 07:58)
petiterose aaa refa manao xxx izy de anonyme zay ky aa:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.372