mila fitiavana

21. fasaly ( 15/02/2006 16:00)
ka i xxx aza tsa mamaly mahintsy kou! tsy hahita mandrakizay raha izao no mitohy:/
22. Lalah ( 16/02/2006 20:23)
Firy taona aloha rangahay ,sao mba miady amin ny piece ko de aiza de atovy kely ny description , ny ahy aloha an 22 ans mianatra eto williamstown MA ,lava volo ,1.61eo ho eo 50 kg eo ,de fotsy fihodirana,sosonify.De lazao zay andrangahy ,de miaraka par internet ra mety ra tian-ndrangaha de alefako amin drangahy ny sariko de alefaso koa ny andrangaha,does it make sense babe ?
23. ranjatoa2 ( 23/02/2006 21:42)
afaka mifanina ve izaho ry lalah? 8)(l):-*
24. xxx ( 24/02/2006 09:55)
azafady e, tena tsy afaka namaly fa tena mianatra be
mbola vonona ve?
misaotra ihany namaly antso e


25. Lalah ( 01/03/2006 01:35)
(Njato)Manintona anao angaha le profilko , afaka tsara ka alefaso aloha ny sarindrangahy de alefako ny ahy, ok! Tonga de raikitra ra mifanaraka a:*:*:*:*:*
26. ranjatoa2 ( 01/03/2006 02:00)
lalah anoratana toa tsy mamaly:?::?: sa tsy maharay hafatra moa ato amin`ny serasera namana:?: tonga dia raikitra zany eh:*:*:P
27. Lalah ( 02/03/2006 00:16)
Tena miala tsiny lesy fa tena exam be zahay aty zao an, sady ny decalage horaire ihany koa be dia be, hainao ihany aty @ be kintana aty fa efa 8 hours be zao no elan elan ko ! alina foana aho vao mijery serasera.Alefaso ary ny andranga aloha fa sao belazao eo fotsiny an!:*:*:*:*:*:*
28. ranjatoa2 ( 02/03/2006 13:41)
izaho efa nanoratra fa Lalah tsy mamaly :oops: samy eto bekintana ihany angie isika, enao MA izaho NY, mba valio ny e-mailko moa e, tsy be lazao fa tonga dia poince, 100% guaranteed:roll::P:*:*:*
29. Lalah ( 08/03/2006 02:58)
Ianao mandainga fa tsy nanoratra akory tsy voaraiko izany, alefaso indray mandeha ary e
30. ranjatoa2 ( 10/03/2006 00:07)
Lalah kosa e, efa t@ 24/02/2006 aho no nanoratra ko, efa nanoratra indray ary aho, any @ namana serasera. :* :* jereo ny hafatra tonga @ kaonty seraseranao :P :*:* manantena valina e :oops::oops::-*:*
31. Lalah ( 10/03/2006 23:21)
" Njato" I have got it, valio e
32. ranjatoa2 ( 13/03/2006 01:03)
what`s up Lalah :*, tairo aza ny e-mail eh, efa lasa any ny ahy :-*:*:P:*:-o:*
33. Lalah ( 17/03/2006 22:40)
< Njato>How is going there sweety? mila be le sary e , alefako koa ny ahy fa tsy tain toi, za lesy tsy afaka miala eto nefa mba spring break, mikandra kely ndray aloha e!
Mahalana be za miditra eto fa tena sahirana e
Love you
34. diamondra27 ( 18/03/2006 07:19)
35. xxx ( 18/03/2006 12:54)
Sambatra be i Lalah sy Njato izany, mirefotra izany ny kintana bdb any benkintana any :roll: tonga dia Boum Boum :D:*
36. diamondra27 ( 23/03/2006 12:55)
wéééééé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2227