Ratsiraka
42. fijo
(
23/02/2006 22:14)
ainga,misaotra fa marina io voalazanao io,
tsy azo hodiantsihita ny tantatra ry zareo an

44. raderic
(
08/03/2006 09:18)
xxx:
Izany ange no efa noheritreretin'ny olona hatry ny ela fa saingy tsy nisy sahy niteny ampahabemaso e!
Sûr fa izy konkoa no nandoro ny Rova.
Sanatria tsy mitady bouc emissaire akory fa tena marina io.
ny mfm no nandoro ny rova
46. ainga
(
10/03/2006 15:40)
Manao ahoana daholo ô ?
Mbola sigan'ny tantara indray ity rizalahy :
Tamin'ny taona 1976 nony may Andafiavaratra dia nosamborina sy nogadraina i Manandafy ary voarohirohy ny MFM. Tsy mazava ny resaka fa taty aoriana moa dia lasa CSR i Manandafy, tahaka izany koa ireo filohan'ny antoko izay niaraka tao amin'ny Manda FNDR. Dia tsisy resaka intsony moba an'Andafiavaratra.
Ny momba ny Rovan'i Manjakamiadana kosa dia vaovao amiko io feo milaza hoe ny MFM indray koa no voarohirohy ] fandorona azy. Izay nilaza izany, aoka hamelabelatra e !

48. mandrindra
(
13/03/2006 13:41)
sao dia misy resaka maro mifangaro izany tamin'ny 1976 izany le. tamin'io taona io mantsy dia narahamaso ny mafana noho ny grevy nisy tany amin'ny lycée.
49. mandrindra
(
13/03/2006 13:42)
ry lerony, ny mafana, dia mbola tsy mpikambana tao amin'ny FNDR tamin'izany.
50. raderic
(
14/03/2006 08:41)
ainga:
Manao ahoana daholo ô ?
Mbola sigan'ny tantara indray ity rizalahy :
Tamin'ny taona 1976 nony may Andafiavaratra dia nosamborina sy nogadraina i Manandafy ary voarohirohy ny MFM. Tsy mazava ny resaka fa taty aoriana moa dia lasa CSR i Manandafy, tahaka izany koa ireo filohan'ny antoko izay niaraka tao amin'ny Manda FNDR. Dia tsisy resaka intsony moba an'Andafiavaratra.
Ny momba ny Rovan'i Manjakamiadana kosa dia vaovao amiko io feo milaza hoe ny MFM indray koa no voarohirohy ] fandorona azy. Izay nilaza izany, aoka hamelabelatra e !
taizy ary izy(mfm) no nahita ireny faty nendrasana teny mahamasina ireny
52. ainga
(
14/03/2006 21:01)
ho an'i Mandrindra :
TSY nisy niteny teo hoe tao @ FNDR ny MFM t@ 1976. Hoy aho hoe TATY AORIANA rehefa navoaka izy (tsy fantatro hafiriana no notanana izy) dia lasa CSR i Manandafy satria nataon-dRatsiraka izay ikontrôlena ireo mpanao pôlitika, rehefa nahodiny sy voavidiny ny tao @ tafika.
1975 miaramila no betsaka tao amin'ny CSR,(ireo tao amin'ny directoire militaire no ankamaroany)
1977 niampy ny civils mpanao pôlitika ny CSR, anisan'izany i Manandafy, Andriamanjato, Razanabahiny, Monja Jaona, sns...

53. ainga
(
14/03/2006 21:05)
ho an'i raderic :
T@ Rova may no nisy razana nendrasana (1995) fa tsy t@ Andafiavaratra may akory.

55. cazal
(
19/03/2006 10:48)
Tsy misy izay tsy nahita sy tsy nahalala ny tatara teto @ Mcar, FA MAZAVA SADY LOJIKA fa ny mpitondra aloha no responsable voalohany @ ireny zavatra rehetra niseho ireny. Ireny avion niajera ireny gee bon guy, 1991 teny Iavoloha ireny, ireo colonel manao defilé dia lzaina fa narary kibo tampoka nefa nisy bala any @ kibony sns. Ka raha resaka fandoroana izany dia efa asan dry zalahy izany Ka ny RENIKO KOA ANIE MBA NODORAN NY ZALAHY IREO VELONA TAO ANTSIRABE E Dec 1992.
Ka mora fotsiny anie ny hahafatarana hoe iza no nanao ireny e!! REHEFA TSY MISY FAMOTORANA ilay izy fa affaire classé sy mody safosafoina fotsiny dia AO AMBADIKANY ZAY RY ZALAHY, Iza no tao ambadikan'ny fanodikodinana vola 2 milara tao @ BNI t@ zany tao Abe dia ahoana ny tohiny avy eo? MAZAVA TSY MISY AFENINA DAHOLO ANIE IRENY E, Ny an izalahy teo aloha rehefa tsy mifanaraka aminy dia reglement de compte avy hatrany.
FA NY CONCLUSION KO ALOHA DIA
Izaho koa aloha dia mino 100% fa raha Ra8 no teo nandritra ny 30 taona izay efa lasa lavitra be mihitsy Mcar e! Ny sasany teo aloha dia hameno paosy fotsiny, ary Raha tena tia ny tanindrazany izy dia TSY NANDOSITRA MIHITSY, fa izany no fitiavana tanindrazana rehefa misy ny ady dia mijoro sy mitolona fa Ianao Miaramila indray ve no MANDOSITRA mba mampieritreritra ihany aloha izany, Ka ho avy indray zao ny fifidianana dia Mody hizara vary sy handefa vary 10ar kapoaka ianareo mpitsoka ady io sy Mpamahantra ny vahoaka no sady misakana ny fandrosoana sy Hitady hameno pôsy indray.
RAHA MARINA SY MAHITSY NY NATAONAREO MPANOHITRA SY EFA NITONDRA TEO ALOHA TOKONY TSY NANDOSITRA IANAREO fa niaraka t@ ireo vahoaka madinika. MOA HADINONAREO MPITONDRA TEO ALOHA VE NY FANENJEHANAREO NY TENAKO TAO ANTSIRABE RAHA VAO NANOMBOKA NIKARAKARA IREO MAHATRA SY NANASOA NY MPIARABELONA NY TENAKO? NORAHONANAREO HOSAMBORINA SY HOGADRAINA nefa tsy nadositra fa niaritra ny herisetranareo, Eny fa hatramin'ny FAKANA ankeriny ny tenako any ampiangonana nefa tsy msiy ttsy mazava hisamborana ahy fa hanaovana hetraketraka fotsiny avy eo @ 11ora alina vao alefa fa tsy misy ilana ahy. 2001 hitondra ireo mpamatsy vola sy hanao sonia ny tenako dia samborina ary nataonareo tao @ FONJA Antsirabe! Fatorana ny tongotra @ tanana dia matory eo antongotry ny Mpitsara eo @ tribunal Abe? NEfa rehefa nitsara ny 08/2002 dia afaka madiodio na ny mpitsara nitsara ny raharaha aza dia gaga mihitsy! AOKA Hianareo mba handinitena fa tsy hanakorotana ny fiainan ny malagasy izay vao hiarina rehefa notsetsefinareo nandritra izay 30taona mahery izay tsy hita izay zava bita izay.
Mampahery ny mpitondra ankehitriny moa ny tenako ary hanampy azy @ fampandrosoana no sady hanao izay kely mba vitako.

56. meme
(
30/03/2006 01:14)
Possible izany fa aleo mipirimpirina sao...Ahirato ny maso,Atongilano ny sofina,Akombony ny vava dia manaova tora-po mangina.