Ratsiraka
1. ralambo
(
13/02/2006 07:28)
Ahoana indray ireny nolazain'i Dr Managniace ireny t@ 11/02/06 teo fa hoe Ratsiraka no nampamono an'i Filoha RATSIMANDRAVA ny 11/02/75. Fanambarana ampahibemaso teo anoloan'ireo mpanao gazety marobe io nataony io. Ahoana ny hevitrareo?:twisted:
novalian'i meme ny 30/03/2006 01:14
2. HeryLo
(
13/02/2006 08:49)
Za manokana aloha dia milaza fa mino marina an'izany !! hihihi
Fa aleo @ zao aloha soa dia

lasa @ io indray ...
Fa aleo @ zao aloha soa dia

lasa @ io indray ...
3. sipagasy
(
13/02/2006 08:52)
hihih fa izany ve dia mbola misy tsy mino ihany e!??? inona ny tsy vitan'io lehilahy io t@ izany fotoana???? NANDROBA an'i MADAGASIKARA SY NIVAROTRA AZY AZA VITANY
4. naritsimba
(
13/02/2006 08:57)
Zà aloha dia tena mino an'io fa izay ataon'ny mpitondra @ zao no ho hita eo.
5. vancleef
(
13/02/2006 09:06)
Raha ny intime conviction-ko aloha dia manaiky an'io aho sy ny nandoro an'ny Rova. Faha eo an'ilaony ny tribonaly dia mila porofa ary izaho dia tsy manana faha intime conviction fotsiny. Manatena fotsiny aho rehefa eo an'tsehantsan'ny fahafantesany ireo izay manao azy dia hieky ny elony izy ary raha te hanamaivana ny eritreriny dia tokony hilaza ny marina
6. xxx
(
13/02/2006 16:59)
Izany ange no efa noheritreretin'ny olona hatry ny ela fa saingy tsy nisy sahy niteny ampahabemaso e!
Sûr fa izy konkoa no nandoro ny Rova.
Sanatria tsy mitady bouc emissaire akory fa tena marina io.
Sûr fa izy konkoa no nandoro ny Rova.
Sanatria tsy mitady bouc emissaire akory fa tena marina io.
7. Ragadona
(
13/02/2006 17:31)
Ny eritreritra sy ny tombatombana ange mety hahitana lavitra e, efa hatr izay io tombatombana io fa tsy hoe akory zao vao hita, fa mila porofo iaingana izany fa tsy vitan ny tora po... Tsy hisy sahy hivaky an io ka hitondra an io amin ny fitsarana zany raha tsy maty izay eritreretina ... Na Ra8 nandrandraina aza tsy sahy mikitika azy zao fa ny hany azo atao dia ny misentosento hoe "...Ratsimandrava", ary tsy halalinina koa hoe iza no nahavanona nandoro ny rova fa dia aleo hatreo amin ny hoe "harenina ny rova". Sarotra e
8. Lejim
(
13/02/2006 20:26)
Zah aloha zazavao ka tsy dia misy zavatra fantatro firy amin'ny tantara fa, ny zavatra tsy azoko fotsiny dia ity tondro molotra lava any Dago ity. Izao nanao an'izao e, i Ravalomanana nanao pacte amin'ny satana e, ratsiraka nanao an'izao e, i ranona nandrava ny pont e, kanefa tsy misy porofo mivaingana fa matetika miainga amin'ny halako bika tsy tiako tarehy doly. Be tahotra sy kanosa doly (na dia ireo jeneraly aza). Rehefa mba manana ny marina ry zalah mitenena dia omeo porof, aza avela misy maty na miandriandry fotoana izany fa sao dia enao manana ny marina (na milaza ho mahay ny marina) indray no maty aloha!
Peace doly an
Peace doly an
9. Herimiafina
(
13/02/2006 21:09)
ralambo:
Ahoana indray ireny nolazain'i Dr Manana Igniace ireny t@ 11/02/06 teo fa hoe Ratsiraka no nampamono an'i Filoha RATSIMANDRAVA ny 11/02/75. Fanambarana ampahibemaso teo anoloan'ireo mpanao gazety marobe io nataony io. Ahoana ny hevitrareo?:twisted:
Tamin'ny raharaha Kung-Fu ihany koa dia ny Dr Manana Ignace dia anisan'ireo voahambana basy, no-forcer-na hanao sonia ny handripahana ny Kung-Fu.
Resaka Ratsimandrava dia efa ela no efa fantatra fa tsy maintsy hiakatra eo amin'ny fitondrana i Ratsiraka, fony mbola miaramila tany Frantsa izy de efa voatendrin'i LaFrantsa ho futur prezida. Ary izay rehetra misakatsakana izany fiakarany izany dia eliminer-na daholo.
Ka noho izany dia mety ho marina ny fanambarana.
Matetika ny miaramila navoakan'i Lafrantsa dia maiandany tanteraka aminy, azon'ny lavage de cerveau hiaro ny interet-n'ny Lafrantsa, jereo ny zava-mitranga any Afrika rehetra any fa matetika mitarika olana aloha ny maha-miaramila ny mpitondra ary ny faharoa ny maha ancienne formation francaise azy.:roll:
10. xxx
(
13/02/2006 22:01)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 14-02-2006 01:09:58
Lohateny : Re : Ratsiraka
Tamin'ny raharaha Kung-Fu ihany koa dia ny Dr Manana Ignace dia anisan'ireo voahambana basy, no-forcer-na hanao sonia ny handripahana ny Kung-Fu.
De aona ndray ra-dadato toponandraikitra voloany tamireny ftona reny? Felana bala doly zany terena anao sonia zany amiko. Na terena aza afaka tsy manao fona fonany ange e.
mlm

11. Herimiafina
(
13/02/2006 22:13)
Ka eo indrindra isika izao ry xxx. Maninona no miaro-tena avokoa ny any sisa tavela aty aoriana? Maninona no nakatona mangingina avokoa ny grand dossier rehetra criminelle sady contre ny nation taty aoriana?
12. Solitikabe
(
14/02/2006 03:19)
Fa izao eh, aoka kosa isika tsy hilaza hoe i Ratsiraka no nandoro ny rova, satria tsy mbola tonga teto Antanindrazana izy tamin'ny nahamay ny rova.
Ary hono ho'a nisy lay Mme nanambady alimanina, tsy haiko anarana izay koa moa eh, efa mba nilaza itony raharaha Ratsimandrava sy ny nahafaty ny vadiny ary ny fifandraisan'ireo amin'ny ambasady frantsay tamin'izany andro izany, Asa raha mba hitanareo iny fa teo amin'ny gazety t@ taona lasa no mba nilazany io. Saingy toa tsy nisy nanaraka. Mety maty oa ve izay manaraka ireo eh. Hitohy ny tantara.

13. ralambo
(
14/02/2006 06:54)
za moa ry zareo milaza izay mba henoko sy hitako fa tsy manana porofo mivaingana aho ka dia anjaran-tsika rehetra no mieritreritra sy misaina tsara ny zava-misy, fa ao Andriamanitra antampon'ny loha mahita sy hitsara izay nanao ratsy rehetra teto @ ity firenena malalan-tsika ity.
14. Veloo
(
14/02/2006 17:41)
za ko dia mino tanteraka an'io. tsy io general io ihany no vonohiny fa malagasy be dia be...nareo angaha tsy mahalala an'izany? 8O
15. fijo
(
14/02/2006 21:34)
solitikabe,tena marina iny resak'i le madama iny.satria ny vadiny no aty taloha.ary mazava be,fa ny tao amin'ny ambasady ny frantsa no nikarakara ny famonoana azy.
ratsimandrava koa,tsy voan'ny frantsay loatra,fany azy ratsiraka no niankinany.
momba ny rova may.
asa nareo raha nahatsiaro,fa mbola voatahirinay le film aomada.tamin'ny 1996,raha nanao fifanatrehana ratsiraka sy zafy ,tamin'ny fifidianana.
tain'izay i zafy le nilaza hoe :"ndao hanao 100m dia hohita eo izay maharesy"
tamin'iny fifanatrehana iny,dia nanontany an dratsiraka izafy hoe:"iza no nandoro ny rova?"valitenin dratsiraka:"iza no nandoro an andafiavaratra?" teo dia nifampijery izy roalahy ary dia samy nanova resaka haingana.
raha manana namana mpanao gazety dia tadiavo iny fifanatrehana iny,fa milaza zavtra betsaka

16. Solitikabe
(
15/02/2006 01:39)
Ka iza no mba nitahiry ireny teny nataony ireny ry Fijo (ilay Madama nasaina nanao sesitany ny tenany io an)
Fa tena tain'amboa mihintsy ireto Frantsay ireto: Asa raha tadidinareo tamin'ny taona 1991, raha nanao fahatsiarovana ny maty tamin'ny 1947 ny Gasy, dia ny Frantsay niaraka tamin'ireo mpitondra nanao fety be koa teny amin'ny Ambasady teny Ivandry.
Fa tsaroako ireo valandresaka ireo RaFijo an, niampy ilay hoe: Ianao aza manondrana vanille sy vatosoa tamin'i Gasikara, dia novalian'i Ratsiraka hoe: Ary iza no nanondrana volamena?
Mampihimehe eh.

17. HeryLo
(
15/02/2006 06:22)
Raha ny fahazoako azy manokana aloha dia izao :
Za mino marina tokoa fa i Ratsiraka dia manana hifandraisana @ io raharaha io ary namono an'i ratsimandrava dia mbola mino ko aho fa izy no ambadika an'io.
Fa raha tena jerena @ lafiny rehetra dia mbola nisy olona ambonin'ny Ratsiraka tao.
Za milaza fa ny Fratsay no tena nampamono an'i Ratsimandrava fa ratsiraka fitaovana fotsiny.
Na dia izany anefa dia mbola voa may pire ny nataon'ny ratsiraka
satria namarotra tanindrazana be zao.
Raha za manokana aloha dia efa any amponja efa éla no tokony hisy azy efa éla.
Tsy woé @ zany resaka izany fotsiny fa na dia reny t@ 2002 reny dia efa ampy hampigadrana azy.
zay .
Za mino marina tokoa fa i Ratsiraka dia manana hifandraisana @ io raharaha io ary namono an'i ratsimandrava dia mbola mino ko aho fa izy no ambadika an'io.
Fa raha tena jerena @ lafiny rehetra dia mbola nisy olona ambonin'ny Ratsiraka tao.
Za milaza fa ny Fratsay no tena nampamono an'i Ratsimandrava fa ratsiraka fitaovana fotsiny.
Na dia izany anefa dia mbola voa may pire ny nataon'ny ratsiraka
satria namarotra tanindrazana be zao.Raha za manokana aloha dia efa any amponja efa éla no tokony hisy azy efa éla.
Tsy woé @ zany resaka izany fotsiny fa na dia reny t@ 2002 reny dia efa ampy hampigadrana azy.
zay .

18. fijo
(
15/02/2006 21:05)
hery lo,efa mazava anie le izy e,ary mino aho fa mananan porofo ny olona sasany,fa ny frantsay mihintsy no atahorana raha toa ka mivoaka io resaka io
19. Lejim
(
15/02/2006 21:12)
Tsy azoko, inona ny atahorana ny Frantsay? Ianareo mioetraka any Frantsa no matahotra Frantsay fa tsy ry zalah na ry zavavy efa misotro ronono any Dago. Tsy mitombina amiko izany, sady toa excuse tsy hilazana ny marina ihany raha mba misy izany marina izany!
20. xxx
(
15/02/2006 22:57)
Rehefa azo jerena ny archive 47 dia hita ao daholo ny marina, raha tsy efa nodorana