Mozart: mamparani-tsaina ny hirany

1. lapino ( 13/02/2006 02:30)
Voalaza fa mampitombo ny QI (quotient intellectuel) hono ny hiran'i Mozart rehefa mihaino azy, fa eo amin'ny 10 minitra eo ihany ny effet-ny.

http://www.futura-sciences.com/news-special-250-ans-mozart-sa-musique-rend-elle-plus-intelligent_8107.php

Torohevitra izany:
- mihaino hiran'i mozart izany rehefa "maka saina"
- fa indrindra ny ankizy mitombo saina dia tsara raha mihaino sy mianatra mankafy an'ireny.

Marihina fa ny QI-n'i Mozart dia eo amin'ny 180 eo raha 160 ny an'i Einstein, ary 100 ny salanisan'ny olombelona.

Mazotoa daholo e! :)
2. diamondra27 ( 13/02/2006 04:10)
ekena io ka!

'za aloha de tena tia ny hirany e!efa vita nga le fankalazana ny hirany ao @ tanàna iray ao italie? satsy izy le izy?
3. dadabe ( 13/02/2006 09:05)
humm zah koa anie ry diamondra tia be ny hiran'i mozart e:-w
4. sonwin ( 13/02/2006 10:29)
rehefa halalinina ny "sangan'asan'i Mozart"..dia ohatran lasa ihany ny saina hoe toa "tsy aingam-panahin'olona eropeana fotsy izy izany"
5. lapino ( 13/02/2006 10:41)
sonwin, fa ahoana no tokony ho izy? Tsy maharaka an'izany indray zay kle!
6. cutie ( 13/02/2006 12:43)
misy manana ny cd an'i Mozart ve nareo ??
7. mbositra ( 13/02/2006 13:00)
Sao dia misy manana tonon-kirany ary handranitanay saina e
8. cutie ( 13/02/2006 13:05)
mila mihaino alou ry mbositra vo mahazo tononkira a:wink:
9. lapino ( 14/02/2006 11:32)
serenade en do majeur irery no ananako!!!
10. Samoana ( 14/02/2006 14:38)
Naranitra ny sain'i Mozart saingy toa tsy ela velona lery kouh ! Tsy haiko ny QI-n'ny dadabenay fa mbola tsy nisainay:lol:saingy nampiaiky anay ny fahaizany !! Tsy mbola tsikaritray nihirahira an'i mozart anefa ingabe io !!
11. Herimiafina ( 14/02/2006 14:44)
Betsaka azo telecharger-na amin'ny internet, na ao amin'ny altavista.com aza!

Fa ny ahy le Jupiter, symphonie N°41 iny no tena reveko be klé. Mba mitombo ho 40 ny QI amin'iny! hehehehe:-D:-D=))=))
12. pissoa ( 14/02/2006 15:43)
Hitako zany no somary :-w:-w kely, kou izany Mozart ary tsy fantatro akory :°)=))=))
13. ravakamalala ( 14/02/2006 16:28)
pissoa>:-D:-D
14. Herimiafina ( 14/02/2006 17:19)
I Mozart akia ry pissoa dia bandy mpamoronkira nonina teny Anjanahary teny an! de izy no namorona ny ny QI raha tsy diso ny fitadidiko, hehehehe=))=))
15. pissoa ( 14/02/2006 17:35)
Sôtsa leitsy Herimiafina an :-*:-* Sady zah ve leitsy efa tsy mahay dia mbola memezan'ravakamalala njay :cry::cry:
16. LazaRandri ( 14/02/2006 23:31)
lapino> fa inn no tena naha-mozatra anazy?

Samoana:
Tsy haiko ny QI-n'ny dadabenay fa mbola tsy nisainay saingy nampiaiky anay ny fahaizany !!
isao ny taranany d zay ny QI-ny! hahaha! Sa tsy misy I zany? =))
17. lapino ( 15/02/2006 07:22)
LR > fa inn no tena naha-mozatra anazy?
Ny sodina sy ny ampongatapaka!! :-D:-D
Ary ahoana marina àry zany ilay "flûte enchantée"?!! :-D:-D

Pissoa, za koa aza mbola te himme fa ndry tena mahay tsy mahay :-D:-D
18. diamondra27 ( 15/02/2006 07:57)
marina aloha fa tena milay Mozart e! fa les 4 saisons de Vivaldi koa nge mba mahafinaritra e!
19. ravakamalala ( 15/02/2006 14:54)
pissoa > nataoko ihanyny tsy hihomehy fa tsy nety e! :-*
20. pissoa ( 16/02/2006 17:28)
lapino, taiza kou no nisy an'izany hoe tena mahay tsy mahay izany :roll:
ravaka :-*:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.128