Torohevitra izany:
- mihaino hiran'i mozart izany rehefa "maka saina"
- fa indrindra ny ankizy mitombo saina dia tsara raha mihaino sy mianatra mankafy an'ireny.
Marihina fa ny QI-n'i Mozart dia eo amin'ny 180 eo raha 160 ny an'i Einstein, ary 100 ny salanisan'ny olombelona.
Mazotoa daholo e! :)
Tena marina tokoa ve io hevitra ampitainao io???=D