rasoir

1. nolalaina ( 07/02/2006 13:31)
Nihazakazaka nakeny @ reniny hono ty zazavavy kely :
- neny an! neny an! za nomen'i mopera vola
- fa nisy inn no nomeny vola fotsiny @zao ndry?
- an an ka!! nilalao teny ambony rôtra za dé nandalo izy nijery ahy dé nomeny vola aho hividianako klôty hono!
Taitra lé reniny ka mba lasa kou nianika anlé rôtra, niandry an'i mopera andalo.
Nandalo tokou ty mopera nijery anlé ramatoa, niondrika ny lohany , nisava kitapo keliny izy ary navôkany avy tany lé rasoir ...
- raiso ty anaka fa ilainao.......
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:06
2. mamzelkely ( 07/02/2006 13:59)
:lol:
3. pissoa ( 07/02/2006 14:13)
4. Fiffi ( 07/02/2006 14:14)
5. sonwin ( 07/02/2006 14:41)
:-D mitsiky tsy ravo dolo ny sipa kle:-D misy mila rasoir ngah:-D...:-$
6. xxx ( 07/02/2006 15:12)
Misy angah any am'toi ry papa :-D:-D:-D

Pissoa
7. lapino ( 07/02/2006 15:48)
nilalaina : koboko am'zay hoe fa maninona no nomen'i mômpera razoara le ramatoa: satria tsinona tsy maintsy sola vao mety amin'ilay mpitsara atsy ambadika! :-D:-D
8. fasaly ( 07/02/2006 15:52)
:-D:-D:-D maty ahy!!!!!!!!!
mba rasé-o ihany ry zareo sao hitan'ny mopera a!:-D:-D
9. mimiso ( 07/02/2006 16:39)
:-D:-D Soa fa mompera no nahita fa tsy oll hafa klé
10. fasaly ( 07/02/2006 16:50)
i mopera tsy de mivaky louha e!::-D
11. Veloo ( 07/02/2006 17:05)
:-D:-D:-D
12. xxx ( 07/02/2006 18:40)
xxx> ananako maro mihisy, mila ngah toi e?:wink:-D
fasaly>tsy hoe tsy mivaky loha izy fa ilay mahita azy sola no tiany kokoa :°)
sw
13. fasaly ( 07/02/2006 18:55)
marina ny azy raha izany kanou! tsy hita ny endriky ilay zavatsa:°)
14. nolalaina ( 07/02/2006 18:57)
fasaly :-D :-D :-D :-D
15. Veloo ( 07/02/2006 19:20)
mahita lazaina mihitsy nareo reto kle:°)
16. nolalaina ( 07/02/2006 19:55)
fasaly:

marina ny azy raha izany kanou! tsy hita ny endriky ilay zavatsa:°)



ny louz kou dé oé raha esorina lé volo dé tsy misy jerena tsony!! :-D volony fotsiny no nalébé azy teo!! hihihihi
17. Veloo ( 07/02/2006 20:18)
18. nolalaina ( 07/02/2006 20:22)
8O 8O :oops:
19. Mifenty ( 07/02/2006 20:32)
le ramatoa aza efa faly be hoe hi raser an'i damopr kou. hahaha

diso fanantenana le. :-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 07/02/2006 20:40)
Ny rasoir anie azo varotana koa e1 Avadika chiffre! hehehehe:-D:-D=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079